Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i fameusecousine, milahatra araka ny daty
fameusecousine ( 13/08/2008 23:03)
voyage :aloha tsikelikely
Manao ahona daholo. Saika mitady billet Madagascar za ka mahita ny publicité eto amin'ny radiovazogasy momba ny billet aloha tsikelikely,,ahona ny hevitrareo momba an'izany,,mety ve ny manao izany s... tohiny
fameusecousine ( 13/06/2006 18:14)
SARY
IALAIN VE NY MAMETRAKA SARY EO @ SERA2 RAHA JUSTE MIRESKA NO ATAO ..SA INONA NO METY TANJONA AMETRAHANA SARY KA FA ZA TE HAMETRAKA KOA:roll:... tohiny
novalian'i Fiffi ny 16/06/2006 18:18
fameusecousine ( 05/06/2006 20:33)
amour virtuel
ahona ny hevitrareo mikasika ny amitie sy amour virtuel eto amin ny sera2 sy ny site hafa ..mety ho possible ve raha tena mifankahita sa miova be sa ahona?... tohiny
fameusecousine ( 09/01/2006 10:00)
zatra tsy matory t@ fety
tsy haiko nareo raha toa ahy fa toa henjana ihany ty zatra tsy natory lava t@ fety ity ..zany hoe @ 3 maraina vao mody de matory ny andro ...fa miary tory mandeha mandihy ka ..zao tys zatra ny vatana ... tohiny
novalian'i jennifer2 ny 22/01/2006 17:51
fameusecousine ( 07/01/2006 03:20)
resaka sary
tsy zany mantsy ry zalahy fa ny taona vao2 na ny tena efa anitra rahateo fa maninona ho aha raha sary avy manao lakozia de maloto be ny tanana ,avy mikotrana na avy mifoha no alaina de apetraka amin n... tohiny
novalian'i fijo ny 12/01/2006 21:07
fameusecousine ( 04/01/2006 22:22)
femme fatale ho an'ny malagasy
mba namaky boky kely zay ho ah za ka hitako hoe tys mitovy ny atao hoe femme fatale ho an'tsiraray..ka ho antsika malagasy ..inona ny fahazoanareo azy... tohiny
novalian'i fijo ny 11/01/2006 21:17
fameusecousine ( 17/11/2005 07:01)
la diffamation
ahona ny hanatsarana ny fomba fisainan ny ankamaroan ny bandy gasy mbola tia fosa2 sy manaratsy sipa ts yzakany nefa mba aty an dafy ihany ny tenany ..tena mbola mila fivoarana be ehhh..ny tys tsapany... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0135