resaka sary

1. fameusecousine ( 07/01/2006 03:20)
tsy zany mantsy ry zalahy fa ny taona vao2 na ny tena efa anitra rahateo fa maninona ho aha raha sary avy manao lakozia de maloto be ny tanana ,avy mikotrana na avy mifoha no alaina de apetraka amin ny sera2 ..sa ahona hoy nareo hi h i :-D:-D:-D:-D
novalian'i fijo ny 12/01/2006 21:07
2. fijo ( 07/01/2006 04:54)
na koa ve sary tanana avy nanisindelo?
3. hesham ( 07/01/2006 05:24)
fameuse a fa inona nahatonga anao hametraka le hevitra . Otran`ny tsy azoko mantsy refa avy manao lakozia de tinji hitan`ny kil hoe zao zay raha mahay lakozia ve na hoe zany zay raha vo nifoha manja fona na hoe zany zay raha avy nikotsana matanjaka be ve hihihihihihi :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
4. fameusecousine ( 07/01/2006 06:23)
ka zay matanjaka zay mahintsy no tsy mety ka ..mba jerena raha tena vrai lay izy fa tsy illusion ..hehh=))eheeeee:-D za mahintsy no ametraka sariko mikorotam bolo de be farora bava heheheheh sa ahona hoy nareo;-);-)
5. fasaly ( 07/01/2006 07:21)
zà kou afaka mamaetraka izay raha ovaina ho toy izay klay izy e! na zà lay mbola be tsikoko alohan'ny handeha handro iny:wink:
6. kally ( 07/01/2006 07:56)
Ny olana anie ry fameusecousine raha ho ahy aloha e! dia izaho tsy maloto be izany rehefa avy manao lakozia, sady tsy be farora-bava rehefa avy mifoha nefa mety hisy fika ihany hanaovana an'izay kah!
Ohatra hoe voan'ny sery be dia tsy fafàna mihitsy fa avela hiroraka be eo dia alaina sary @ izay sa ahoana?









7. fiaritiana ( 07/01/2006 08:15)
dainnnnnnnnnnnnnnnnnnnnn!
8. Vahinala ( 07/01/2006 08:54)
Andray dia inona no hevitra tiana aseho amin'izany ohatra ?
9. dadabe ( 07/01/2006 12:36)
hoe le tena ratsy be izany no aseho e,de raha ,mahita reel dia hivanaka !! hehehe tsy ratsy le fika a:-D
10. Vololontsoa ( 07/01/2006 12:57)
Ka njy tsinona tia manao lakozia de zay no tianjy,fa raha sary omena olona kosa ve de atao toy izany e!
11. cheboman ( 07/01/2006 14:04)
ny an'ilay sipa ao amin'ny page 3 amin'ity blog ty ary no tena loza kou http://bobi100.skyblog.com/
mahamenatra :(
12. pissoa ( 07/01/2006 14:23)
fameuse, mahita mihitsy indry kah :-D:-D:-D
cheboman :(
13. jennifer2 ( 08/01/2006 04:53)
14. fasaly ( 08/01/2006 11:39)
cheboman:

ny an'ilay sipa ao amin'ny page 3 amin'ity blog ty ary no tena loza kou http://bobi100.skyblog.com/
mahamenatra :(



tena mba tsy izy kousa klou e!
sa ve naturiste lay sipa io????:?:
15. Vahinala ( 08/01/2006 11:47)
cheboman:

ny an'ilay sipa ao amin'ny page 3 amin'ity blog ty ary no tena loza kou http://bobi100.skyblog.com/
mahamenatra :(



Masera ve io sa inn fa tena tsy azoko, toa resaka masera le izy nefa misy olona miboridana be tampoka zany, hahahahahaha vakio ange le commentaire e "mitapy sa petit pois no ao anaty loha" :-D:-D:-D:-D
16. lapino ( 09/01/2006 11:19)
Hihihihiii, na dia hoe haseho daholo ve ny lafim-piainana misy de sahin'le sipa kle!
17. dadabe ( 09/01/2006 12:29)
:-D:-D
18. Vahinala ( 09/01/2006 12:35)
Ka ny tena tsy matiko lolo hoe le masera be io miboridana ao io fa tena mahavariana an. :?::?:
19. fasaly ( 09/01/2006 13:33)
mety mitady an'i damopra am net izy e! hihii!:lol:
20. Vahinala ( 09/01/2006 13:57)
fasaly > mety manao webcam am damopra ve ! :-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3539