amour virtuel
1. fameusecousine
(
05/06/2006 20:33)
ahona ny hevitrareo mikasika ny amitie sy amour virtuel eto amin ny sera2 sy ny site hafa ..mety ho possible ve raha tena mifankahita sa miova be sa ahona?
novalian'i mandrindra ny 19/09/2006 13:30
3. ftma
(
05/06/2006 20:45)
Possible, mahafatatra namana teto aho nifakatia virtuel dia lasa réel dia atao mariage tsy ho ela:wink: F
a na izany aza betsaka ko no diso fanantenana resa-be fontsiny( afaka madainga) ilay virtuel :wink:
a na izany aza betsaka ko no diso fanantenana resa-be fontsiny( afaka madainga) ilay virtuel :wink:
4. fameusecousine
(
05/06/2006 20:50)
ka zay anie ny olana sa tsy zany mety be koa no be reska fotsiny ..za aloha mbola tsy nahita fa mba curieux za ka ...hatramin izay naha nahalaza ny internet zay de betsaka ny rencontre virtuelle ka tsy haiko lotra ny fiabiliteny
5. ftma
(
05/06/2006 21:03)
fameusecousine: afaka miteny daholo hoe "tiako ianao, tena tara aminao za tsy foiko ianao sns" virtuel fa tsy mitombona le izy fa resa-be fontsiny, ao @ chat no tena mpanao an'io maka PV maromaro izy dia toriany fitiavana daholo :wink: izay ilay virtuel
6. cutie
(
05/06/2006 21:15)
za alou efa mahalala oul betsaka nihaona t@ interent e, fa tsy teto @ serasera alou e, hafa :P
7. cutie
(
05/06/2006 21:17)
Lohateny : Re : amour virtuel
fameusecousine: afaka miteny daholo hoe "tiako ianao, tena tara aminao za tsy foiko ianao sns" virtuel fa tsy mitombona le izy fa resa-be fontsiny, ao @ chat no tena mpanao an'io maka PV maromaro izy dia toriany fitiavana daholo izay ilay virtuel
fa efa nisy mpiteny an'io nga njy :P
8. ftma
(
05/06/2006 21:43)
cutie: ie feno:wink: fa efa haiko hoe tsy matotra ireo satria be de be no indray toriany fitiavana :lol:
10. fameusecousine
(
05/06/2006 22:02)
ie tafiditra ao aloha lay chat ehhh ,,nefa mahavariana ahy ny fotoana lany hifampiresahana ndray2 nefa toa bluf no betsaka sa diso aho? sa amitie no metu kokoa?
12. soanja
(
06/06/2006 02:01)
fameusecousine:
ahona ny hevitrareo mikasika ny amitie sy amour virtuel eto amin ny sera2 sy ny site hafa ..mety ho possible ve raha tena mifankahita sa miova be sa ahona?
Izany fitiavana izany aloha dia tsy miorina amin'ny zavatra maimaika e. Indrindra fa ny fanambadiana. Possible mihitsy ary be dia be ny olona fantatro manana tokatrano milamina feno fitiavana avy tamin'ny fifankahitana teo amin'ny Net saingy tsy teo ry zareo no nanorina ilay fitiavana fa rehefa nifankahita maso matetika ary nahatsapa fa vonona ny hanome ny tsara indrindra ho an'ny iray.
13. sasa
(
06/06/2006 04:06)
ny hoe amour virtuel aloha mbola tsy haiko loatra satria mbola tsy nataoko, fa ny namana betsaka ato am serasera aty dago izao d'efa betsaka mintsy no nihaona ary tena mafy orina sady milay be le amitié, toa te-hihaona foana izany izahay,ary tena lasa realy le fiarahana, za koa mahafantatra namana vitsivitsy tato fa tena lasa mpifankatia ary hivady tsy ho ela, ny sasany aza efa miray trano.
fameusecousine io d miankina am toetran'ny tsirairay fa rehefa tsy misy mandainga fa milaza ny marina, sy mandray ny namana virtuel ho tena namana d rehefa mifankahita tsy misy olana mintsy fa vao maika milay be aza.
Nefa raha nandainga kosa d mazava ho azy fa tsy maintsy miova le amitié na le amour rehefa mihaona le namana samihafa.
Marina be io tenin'ny soanja io tokony hihaona réel mintsy aloha izay vao manapankevitra ny hivady fa tsy hoe maimaika fotsiny.

14. baomijijy
(
06/06/2006 04:21)
amiko ndray de mba nifankahita tao @ chat mety ho possibl iany fa le oe tounde hiarak kos alo tsy mety e, tsy aleo ve mifankahita de eo mait izy, manjary mifamitaka fotsin sa aon oz nareo, mis tonga mants de milaza oe jetaime e, tiako enao e, fa tsy mitombin zan, fa ra resak fitiavana zan tsy oe vao mitopy de jetaime, ekeko mis ian ny koudfoudra fa mila fotona tsar izan e
15. bonnechance
(
06/06/2006 04:52)
possible mitsy io e. Zany hoe eo ] serasera amin'ny alalan'ny fifanoratana sy ny somba firesahana avy eo refa tena mihaona de realisé daholo lay nifampiresahana de miorina ny fifankatiavana
19. mandrindra
(
06/06/2006 08:53)
tiako i mamzelkely (l), tena tara aminao(l) za(l), potika be mahitsiny(l), tsy foiko hoe ianao e(l)(l)(l)
20. booboo
(
06/06/2006 10:52)
:-D
fameusecousine > firifiry zay couple nifankahita tato @ serasera zay dé nivady sns fa mandrak'ity zà mbola miandry raha atsy @ "vavolombelona" fa tsisy mety mitantara mitsy ry tary ! :lol:
fameusecousine > firifiry zay couple nifankahita tato @ serasera zay dé nivady sns fa mandrak'ity zà mbola miandry raha atsy @ "vavolombelona" fa tsisy mety mitantara mitsy ry tary ! :lol: