amour virtuel
321. andry08
(
12/09/2006 13:32)
"qui éxiste en puissance maintenant", rehefa avy eo dia hadino.=))=))=))
322. cutie
(
12/09/2006 21:23)
[quote]Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 12-09-2006 15:17:16
Lohateny : Re : amour virtuel
cutie, mbola any aminao foana izao ny eritreritro
ny eritreritra fotsiny ve :lol:
nambina, tsy misy mibedy zany eo
zany moa ry mandrindra o :lol::wink:
Lohateny : Re : amour virtuel
cutie, mbola any aminao foana izao ny eritreritro
ny eritreritra fotsiny ve :lol:
nambina, tsy misy mibedy zany eo
zany moa ry mandrindra o :lol::wink:
323. nambina
(
13/09/2006 07:23)
cutie, mandrindra>an3, tsy maninona mihintsy ange raha bedesina ra mitsikilokilo izany e!:)
ary i cutie kosa lasa 'greedy' be knou, efa mba mahazo ilay eritreriny ve d mbola mitady inn indray:-D
ary i cutie kosa lasa 'greedy' be knou, efa mba mahazo ilay eritreriny ve d mbola mitady inn indray:-D
324. cutie
(
13/09/2006 12:05)
ary i cutie kosa lasa 'greedy' be knou, efa mba mahazo ilay eritreriny ve d mbola mitady inn indray
tsy ampy koa :-D:-D:-D:-D
ary nankaiza i rapala e :roll::roll::roll:
325. nambina
(
13/09/2006 12:15)
cutie> eny hoa nankaiza tokoa izy efa ela izay - fa anga tsy ampy koa i mandrindra fa mbola mitady hafa indray indry ity klé:-D
331. nambina
(
13/09/2006 18:13)
cutie>handraso ary izy e, fa iny indray za fa lasa hitsikilo any an-kafa:(
334. nambina
(
15/09/2006 17:23)
mazotoa izany nareo mitsamy fa kely sisa d lasa ity lohateny ity ka d tsy afaka ny hitsidika intsony, veloma @ ity fa any @ lohateny hafa indray mihaona e:(
