amour virtuel

301. mandrindra ( 18/08/2006 11:11)
za klou tsy manonofy
cutie, :*:*:* izao ve dia nofy, tena izy io an:wink:
302. cutie ( 18/08/2006 20:40)
ry zareo mpitsikilo no manofy ka :-D:-D:-D
:*:*:*:*
303. nambina ( 21/08/2006 16:24)
cutie> za tsy manofy izany k na d mitsikilo aza:)
304. mandrindra ( 22/08/2006 14:59)
ho an'i cutie :*:*:*:*:*
305. cutie ( 24/08/2006 22:31)
nambina :wink:
mandrindra (l)
306. mandrindra ( 25/08/2006 11:14)
oooooooeeeeeeeeeeeee
307. cutie ( 25/08/2006 21:09)
mandrindra io ve sisa :-D:-D:-D:-D
308. mandrindra ( 29/08/2006 09:43)
mbola be lavitra noho io fa matokisa fotsiny e. efa hoe tsy mety ritra :-D:-D:-D
309. xxx ( 29/08/2006 20:08)
zay za vao tafaverina teto marina ,
tena mahalina ahy le sujet satria za dia hafaka mijoro vavolombelona fa tena misy ny amour virtuel rehefa tena hoe samy vonony ny andaniny sy ankilany , sy mifampilaza ny marina fa am ny voalohany kosa alo dia amitie fa miova miandala eo le izy an , za mantsy otran zany nisy ankizy zay nifanoratra tamiko teto foana sy nichat tamiko teto foana , any ka lasa nifandray be zay dia efa 3 ans taty aorina vao niona zay noho ny elanelan tany fa tena nahafinaritra be , sady tonga zay dia nifankatia be otran ny olona efa nifankalala hatrizay zany vao niona na ny resaka azy tsy misy hoe tsy mifandray zany fa dia tonga dia nandeha ho azy daholo ary am zao zay mikasy ny andeha any dago anao ny mariage , tena tiako izy ary izy koa tena tia ahy , ka asakasakareo zay mpandainga mpampiesona sipa na bandy eto alo fa ny anay dia zay , tam ny voalohany dia mpinamana fa zao dia hivady zay ,s ady tsara fototra tsara ny fitiavana satria nandritra ny 3 taona zay na dia tsy niona vatana aza dia efa fantatra daholo zay tian ny ray sy tsy tiany eny eh hafa iany alo le mifankahita mivatana fa saingy am zao koa dia mbola mifampizaha toetra tsara zay alo fa hatramizao alo dia mandeha tsara , ka mirary soa ho anareo rehetra eto zay roa kely eh , tsy teto am nyserasera zay no niona fa tam ny site hafa fa na dia azny aza samy membre eto ,
310. cutie ( 29/08/2006 20:34)
xxx
de arabaina e:P
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 29-08-2006 11:43:30
Lohateny : Re : amour virtuel
mbola be lavitra noho io fa matokisa fotsiny e. efa hoe tsy mety ritra

:-D:-D:-D:-D zany a
311. xxx ( 30/08/2006 12:40)
misaotra eh ,
312. cutie ( 30/08/2006 13:13)
tsy misy fisaorana de mahereza e :P
313. mandrindra ( 07/09/2006 15:28)
cutie, marina izany hoa. indrindra raha ho anao dia miboiboika foana(l):*
314. cutie ( 08/09/2006 01:19)
heveriko fa adino tato za :*(l)
315. mandrindra ( 08/09/2006 14:08)
(l)ianao tsy ho adino n'aiza n'aiza e(l):*
316. cutie ( 08/09/2006 20:46)
:lol::lol::lol::lol::lol:
merci :*(l)
317. nambina ( 11/09/2006 14:01)
cutie, mandrindra> inn daholo ary ity(l)(l):*:*:?:
318. cutie ( 11/09/2006 22:55)
nambina taiza foana tsy hita teo :roll:
319. nambina ( 12/09/2006 10:27)
kay mba malahelo ahy ihany i cutie ity?:wink:
Mandalo sy mitsidika fona za ka, tsy mahazo mitsikilo intsony fa bediny mandrindra eo zay vao gaigany be eo:)
320. mandrindra ( 12/09/2006 13:17)
cutie, mbola any aminao foana izao ny eritreritro :*

nambina, fa taiza klou zah no nibedy anao?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3924