amour virtuel
62. watafon
(
09/06/2006 05:50)
mandindra: tonga d ataoko serieux fa elà zany anie tsy atokisako e! :-D:-D:-D:-D
cutie: tena humm b mitsy izy teo :oops::*:*:*:*:*:*:*
cutie: tena humm b mitsy izy teo :oops::*:*:*:*:*:*:*
63. mandrindra
(
09/06/2006 08:02)
watafon, fa ny an'ialahy essai tsinona fa ny ahy efa transformé ko :-D:-D:-D
64. ramialy
(
09/06/2006 08:49)
ahoana moa ilay hoe "tous les moyens sont bons" fa tsy misy tsara ohatra ny tena mifankahita ry reto a, na ny fifampiresahana aza amin'izay mba mivantana
66. cutie
(
09/06/2006 16:46)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 08-06-2006 22:10:01
Lohateny : Re : amour virtuel
eo ary
ao tsara amin'izay zany an
antonony ihany :-D:-D:-D
67. cutie
(
09/06/2006 19:55)
Mpandefa : watafon [ Valio ] 09-06-2006 10:50:56
Lohateny : Re : amour virtuel
mandindra: tonga d ataoko serieux fa elà zany anie tsy atokisako e!
cutie: tena humm b mitsy izy teo
tena humm hono nefa mbola:oops::-D
68. mandrindra
(
09/06/2006 22:26)
cutie, atao mafy kely fotsiny zany :-D:-D:-D
rapala, fa aiza izahay sy watafon izay miady eo :D
rapala, fa aiza izahay sy watafon izay miady eo :D
76. diamondra27
(
10/06/2006 12:54)
amour virtuel akia reo a!
eto @ity dinika ty ihany no valable de samy:*:*:*:*:* be
ny antsika sy njy 'ty ihany :-*:-*:-*:-*no azo ampiasaina :-*
eto @ity dinika ty ihany no valable de samy:*:*:*:*:* be
ny antsika sy njy 'ty ihany :-*:-*:-*:-*no azo ampiasaina :-*
77. Fiffi
(
10/06/2006 18:49)
diamondra: ok ! :) :-* hay tena misy deklaration be ato zany an! hummm :wink: :-D:-D:-D
78. Fiffi
(
10/06/2006 18:51)
amour virtuel heu....fa misy kosa aloha raha tena hoe tia an'le olona ve izy de lazaina foana hoe virtuel ? misy nefa tena mifankatia be an! nefa asa aloha eh!
79. cutie
(
10/06/2006 22:35)
Mpandefa : watafon [ Valio ] 10-06-2006 10:17:36
Lohateny : Re : amour virtuel
cutie: mitovy ihany anie le humm sy oops e !
mitovy ihany zany ny humm, oups de :-D
