amour virtuel
21. ftma
(
06/06/2006 11:37)
fameusecousine: ny ho mpianamana tsotra aloha dia betsaka sady mahafinaritra e na virtuel aza, fa hoe hifakatia virtuel sarotra ihany, aleo aloha mpinamana dia rehefa mifakahita mety misy coup de foudre
cutie: efa nisy nitory fitiavana njy ko i S... gamba izy izay :wink: si non io watafon
cutie: efa nisy nitory fitiavana njy ko i S... gamba izy izay :wink: si non io watafon
22. mamafara
(
06/06/2006 11:44)
ny ahy ndray aloha ry zareo dia toa hitako mahafinaritra ahy ny mahazo namana eto amin'ity site ity fa raha ny ho lasa mpifankatia aloha toa mbola tsy noeritreriko sady hoatrany tsy mety amiko ê!izaho manko somary difficile zay ihany ka ho sarotra amiko ny haneho fitiavana virtuel zany.aleo aloha zany i mamafara eny amin'ny réel ihany.Ngamba mbola tsy zakan'ny saiko ve? asa:oops:
23. Herimiafina
(
06/06/2006 14:09)
Salut fameusecousine!
Elaela njy tsy hita an! Fa na dia izany dai faly mahita anjy ato indray e! Efa mafana ve any amianreo any sa mbola frizy? :-*:-*
Ny olombelona retsy dia mila controle an! Ny zavatra kinasa hataony rehetra dia ilany maitriser-na daholo, ka matetika misy lanjany be aminy ny mahita maso ilay olona tiany horesahana sy heritreretiny hairahana.
Amiko manokana dia tsy dia misy mahasamihafa azy ny virtuel sy ny reel satria ny bluff azo hatao koa na mifanena vatana aza.
Izao nefa, azo atomboka eto ny atao hoe faire connaissance, avy eo miroso amin'ny fihaonana vatana dia izay vao afaka mi-etablir zavatra solida.
tsy ny fitiavana virtuel no mety ho ratsy fa ilay impatience sy le mi-bruler etapy ka efa manorona zavatra goavana be eto nefa rehefa mihaona vatana avy eo dia pokaty sy diso fanantenana.
Atomboy miadana miaraka amin'ny virtuel aza le zavatra.

24. rapala
(
06/06/2006 14:44)
Ny andry alou de tena tiko be ily fitiavana virtuel ary marina fa betsaka ny mandainga fa samy olon-dehibe isika, samy mahatanty ritma. Tokony ho fantratra tsara ny consekansa vao mitsofoka...raha tou mou emosionela be de aza manao an'io fa mety ho ratsy tokou ny vokany:wink:
25. llalah
(
06/06/2006 14:46)
raha ho ana manokana kosa aloha dia tena misy ny coup de foudre , tato @ namana serasera a , betsaka ny namana ifanoratako , fa nisy iray zay , izy no nangataka hihaona tamiko , dia nifankahita fa tonga dia tiko be izy , za ko mantsy tia olona sportif , zany hoe somary ngeza sady lava ka tsy haiko na hoe avy amin'io fa izy tonga de reveko ,,,,,, dia hainareo ny tohiny , izy koa tonga dia tia ana ,,,,,,za koa mantsy manana caractère sincère sy franche ary dirècte zay ,,,,,, ka zay eeee tsara ny serasera saingy on dois se mefier toujours,,,,,,fa misy ataony fanaovana collection na sipa ity serasera ity fa anao ny safidy
27. Zina
(
06/06/2006 16:02)
tsy maharitra ny fitiavana azo avy @ viritoaly...mila miaraka ela be mihitsy vo mifanambady
28. fameusecousine
(
06/06/2006 19:37)
za d accord amin i zina aloha ehh,,ny realite de tena hafa mahintsy:roll:
29. cutie
(
06/06/2006 19:53)
Mpandefa : watafon [ Valio ] 06-06-2006 13:25:33
Lohateny : Re : amour virtuel
cutie: zany v? tiako b enao !
tsy serieux arak'le lazain'i fameusecousine :-D:-D:-D:-D
30. cutie
(
06/06/2006 19:54)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 06-06-2006 13:39:00
Lohateny : Re : amour virtuel
tara za kle, ny an'i watafon no tonga aloha
efa tsy mahagaga le fahatarana :-D
31. cutie
(
06/06/2006 19:56)
ftma [ Valio ] 06-06-2006 16:37:26
Lohateny : Re : amour virtuel
fameusecousine: ny ho mpianamana tsotra aloha dia betsaka sady mahafinaritra e na virtuel aza, fa hoe hifakatia virtuel sarotra ihany, aleo aloha mpinamana dia rehefa mifakahita mety misy coup de foudre
cutie: efa nisy nitory fitiavana njy ko i S... gamba izy izay si non io watafon
mbola ngamba aza io lazain-jy io :-D
32. sasa
(
07/06/2006 03:09)
Zina marina be io, aleo misy fihaonana foana aloha d ho hita eo koa, fa ato aloha efa betsaka ny lasa mpivady saingy tsy mikozikozy am namana mintsy, na tonga d izy mivady no miaraka miala amin'ity site ity rehefa tena raikitra.:-D:-D
33. majakely
(
07/06/2006 08:24)
wayyyyy ,,ny virtuelle io no tena waouhh kou,,hihihi,..aza manao an'izany nareo an, fa na virtuelle aza indraindray mbola mafy kokoa lay fitiavana noho ny mifankahita maso,tout est permis mantsy ahumm ahummm,,mbô kôzy ééé..:-D:-D
34. colar
(
07/06/2006 09:42)
fa le mitory fitiavana am ol tsita maso alo de hita we manalaazy fotsiny e,ra hita njay le sary,mety azo hinoana ihany we tena tiny le sipa,fa ra miteny ko ve we manja enao,milay enao,mafatifaty kely enao,mikoty ve zany,sa we tiko enao,fa misy sipa kosa alo tena hita we manja e,fa we inn mo no azo atao eo na de we tena mivaivay aza ny fitiavana,
35. mamzelkely
(
07/06/2006 09:59)
de aôna ra ts tena sarin le olona akory no apisehoany anao eo ry colar ts de ho loza ve :roll::-D:-D
36. Herimiafina
(
07/06/2006 12:21)
majakely:
wayyyyy ,,ny virtuelle io no tena waouhh kou,,hihihi,..aza manao an'izany nareo an, fa na virtuelle aza indraindray mbola mafy kokoa lay fitiavana noho ny mifankahita maso,tout est permis mantsy ahumm ahummm,,mbô kôzy ééé..:-D:-D
Renjekaky oo :{:{
njy mitady hilaiso ny style-ko ry majakely an! ahumm ahumm :@
37. Herimiafina
(
07/06/2006 12:22)
colar:
fa le mitory fitiavana am ol tsita maso alo de hita we manalaazy fotsiny e,ra hita njay le sary,mety azo hinoana ihany we tena tiny le sipa,fa ra miteny ko ve we manja enao,milay enao,mafatifaty kely enao,mikoty ve zany,sa we tiko enao,fa misy sipa kosa alo tena hita we manja e,fa we inn mo no azo atao eo na de we tena mivaivay aza ny fitiavana,
Efa nahita ihany angaha ialahy ry colar? :@
38. rhaingo
(
07/06/2006 13:22)
le sary eo ihany fa aleo mihitsy asiana tchat sa ahoana hoy nareo :lol:(l):*
40. watafon
(
07/06/2006 14:16)
cutie: k njy nilaza fa mbola tsy nisy nitory fitiavana mitsy tato d mbo nanandrana za kou ! :-D:-D