voyage :aloha tsikelikely

1. fameusecousine ( 13/08/2008 23:03)
Manao ahona daholo.
Saika mitady billet Madagascar za ka mahita ny publicité eto amin'ny radiovazogasy momba ny billet aloha tsikelikely,,ahona ny hevitrareo momba an'izany,,mety ve ny manao izany sa hoe ahona..raha misy manana torohevitra hafa momba ny voyage madagasikara mora2 de raisina an-tanadroa.
misaotra : :o
2. xxx ( 14/08/2008 09:19)
ie, fa inona aloha ny olana @ilay aloha tsikelikely!! ho anay maro anaka mantsy...
https://encheres.nouvelles-frontieres.be/nf/ io koa misy e!

soava dia
3. Herimiafina ( 14/08/2008 14:05)
Vidina aloha be ny billet dia aloha isambolana tsikelikely saingy elektronika! :^)
4. fameusecousine ( 14/08/2008 21:43)
misaotra manome conseil ..mbola manavao mantsy ny tenanay eh :lol:
5. fahamarinana ( 20/08/2008 08:34)
:arrow: ny agence aty aminay koa manaiky aloha tsikelikely rehefa tena mangataka ianao fa aty koa moa ambanivohitra angambany...sady efa ao foana no mividy aho.1mois alohan'ny départ no tsy maintsy vita hefa ny saran'i billet...ho anay maro anaka manko dia izay no tena mety indrindra. (l)
6. Samoana ( 23/08/2008 20:29)
750 euros izao no mora indrindra fantatro départ oktobra marseille. Saingy tsy maintsy aloha avant fin Août ny antsasany
7. tsiambaratelo ( 27/09/2008 06:38)
xxx:

ie, fa inona aloha ny olana @ilay aloha tsikelikely!! ho anay maro anaka mantsy...
https://encheres.nouvelles-frontieres.be/nf/ io koa misy e!

soava dia



mmmh!Tsy ratsy kosa le izy,fa hoany tenanay douteux tony,aloha dia tsy sahy miroboka @le wé aloha tsikelikely satry raha nisy fiovana tampoka ny prog de mety tsy hamerina ny vola efa lasa ry zareo.Sa averiny ihany?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2744