clips

1. xxx ( 05/01/2006 07:33)
Tys mety ve raha mba asiana clips koa eto @ serasera. Ahoana ny hevitrareo, sa tsy mety ry Hery?
novalian'i oligan ny 27/02/2006 06:01
2. hery ( 05/01/2006 08:18)
Manana clips vitsivitsy ihany ny serasera sy ny radiovazogasy.com, ny resaka teknika koa (fampisehoana azy eto amin'ny internet) dia efa vonona. Mila vola sy clips maromaro anefa vao afaka tena manao an'izany. Dia mbola mihantona aloha ny resak clip. Rehefa vonona izahay eo amin'ny ara-bola sy ara-pitaovana dia lasa izao indray :-)
3. cling ( 05/01/2006 09:40)
hehe ! milay be marina ra misy clips eto an !
4. Fiffi ( 05/01/2006 09:45)
hery: mba manana clips maromaro koa aho mba tiako hizarazarana @ namana eto. Ny ara-pitaovana moa izany moa tsy dia mahay tsara an'io aho fa raha fanampiana kosa ara-bola dia azo hatao tsara indray. Ny tanjona moa izany dia hanomezana fahafampo ho antsika rehetra .::):):)
5. Veloo ( 05/01/2006 14:46)
inn ty clips?
6. Fiffi ( 05/01/2006 19:36)
O ry Veloo aaaaa !! tsy aindriko inona ny clips ve ??
nderiko tsy mba mijery télé ve ? misy hira mande , de misy ny mpandihy miaraka @ io hira io , na angamba azo hatao hoe "mini-film" angamba , fa mba gaga hiany aho raha toa ka tsy mahafantatra ndriko hoe inona ny clips ? 8O8O8O8O
7. oligan ( 27/02/2006 06:01)
mety hilay iany aloa zany hevitra zany fa tapao haingana rrrrrry reto a!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1655