hafatra
1. fijo
(
05/01/2006 22:07)
hery an,tsy aleo ve averina hita ihany ny hafatra rehefa miditra forum,fa indraindray ny tena misy mandefahafatra nefa tsy hita le izy raha tsy miditra namana ny tena,izany hoe raha varina miforum,dia tsy ahita mihintsy fa misy hafatra tonga ao.
misaotra
misaotra
novalian'i hery ny 10/01/2006 07:09
2. hery
(
05/01/2006 22:20)
Amin'izao fotoana izao dia indray mandeha isanandro ihany no misintona ny info any amin'ny site namana.serasera.org ny sites serasera hafa. Rehefa azony izany (izany hoe ny mombamomba rehetra) dia ataony en cache ao amin'ny site iray (ohatra hoe forum). Raha apetraka izany ny hafatra dia indray mandeha isanandro ihany no hita raha misy hafatra vaovao na tsia... dia raha vao misy hafatra 1 ohatra dia mitranga eo foana hoe misy hafatra 1 na dia efa voavaky aza... mandrapahatongan'ilay andro iray aty aoriana mi-purger ny cache.
Nahoana no tsy alefa any amin'ny namana isaky ny mihetsika?
Tena mavesatra be ilay site raha maka ny info any amin'ny namana isaky ny mihetsika.
Na izany aza dia mbola ezahina hojerena raha misy alternative hafa fa hitako hoe tena ilaina mihitsy ilay hafatra.

5. fijo
(
06/01/2006 19:01)
ka le izy mantsy taloha na miforum aza dia afaka mahita foana hoe misy hafatra tonga io.ny ahy mantsy ny tsy tiako,lazain'ny sasany fa miavona tsy te hamaly ny hafany ny tena.ka mety hampisy disadisa kely.