Hira somary novaina kely
1. lapino
(
04/01/2006 20:37)
Tairo indray hira novaina ny tonony hampihomehy e!
Raiso ny tanako aloha e
Tano ary aza vahana
Ataovy fitia lamban'akoho aho e
Rehefa maty vao alàna
----------------------
Ao an-trano falafa(2)
No anorohako anao re rahavako
Ao an-trano falafa(2)
Amborahako anao ny fitiavako
Ao an-trano falafa(2)
Ao isika no tsy hitan'ny olona
Ao an-trano falafa(2)
Hiboridana sy hifampitolona
----------------------
Ity temboko ity e! Omeko anao malala (x2)
Omeko tsy vidina e!Omeko anao malala
Omeko tsy atakalo o! Omeko anao malala

novalian'i Veloo ny 01/02/2006 18:22
3. kala
(
05/01/2006 04:58)
Mbô te-hanohy kely fotsiny nefa tsy tadidiko ny mihira azy fa vahiny le izy :
Chiquitita izy raha ny tena marina fa ny ireveko azy de toy ity :
"Sipasipa mitera-bokatsoa
Ô sipasipa tena miam!!!"
Chiquitita izy raha ny tena marina fa ny ireveko azy de toy ity :
"Sipasipa mitera-bokatsoa
Ô sipasipa tena miam!!!"
6. kally
(
05/01/2006 07:37)
Ireto ny hira nitaingenanay sôvaly deboà hiran'i Boney M ny iray :
Oay lelikamaty e! bononosy
Ny dadan'là e! mpitari-posy
Dia ny iray hira mampandihy be tsy tadidiko tsara ny mpihira azy :
Sipa mipetraka ary dia tonga aty, makôsa, ipa mipetraka ary dia tonga aty
Oay lelikamaty e! bononosy
Ny dadan'là e! mpitari-posy
Dia ny iray hira mampandihy be tsy tadidiko tsara ny mpihira azy :
Sipa mipetraka ary dia tonga aty, makôsa, ipa mipetraka ary dia tonga aty
7. pissoa
(
05/01/2006 07:47)
Kally :-D:-D
Ity tsy haiko na ny mpihira na ilay tena hira, fa hira taloha, dia mandihy kely koa ...
Ohatr'inona madama ny tokom-boatadia Ariary io e (2x)
Oe - Oe, Ariary io e (2x)
Ity tsy haiko na ny mpihira na ilay tena hira, fa hira taloha, dia mandihy kely koa ...
Ohatr'inona madama ny tokom-boatadia Ariary io e (2x)
Oe - Oe, Ariary io e (2x)
8. sonwin
(
05/01/2006 11:34)
pissoa> Hiran'i BoneyM io..misy version iray koa hoe:
Ohatrinona ny paoma, ohatrinona ny paoma
ariary o
Ohatrinona ny paoma, ohatrinona ny paoma
ariary o
Oé, Oé, ariary o
Oé, Oé, ariary o
Ohatrinona ny paoma, ohatrinona ny paoma
ariary o
Ohatrinona ny paoma, ohatrinona ny paoma
ariary o
Oé, Oé, ariary o
Oé, Oé, ariary o
9. mamzelkely
(
05/01/2006 11:37)
donné donné maskita eee..... aleo ts tohizana fa sao bedy eo za kaaa hihihi:°):-D
13. vale
(
05/01/2006 15:53)
Ity indray koa ary ny hiran'i Boney M à:
Manaitra ny ziponao e manaitra nanananana........
Manaitra ny ziponao e manaitra nanananana........
15. pissoa
(
05/01/2006 17:37)
vale - hay ve BoneyM io e! :-D:-D
Tiako be io ilay nataon'i Giana sy Noely
Maty mama, hay zah lava be ...
Tiako be io ilay nataon'i Giana sy Noely
Maty mama, hay zah lava be ...
16. lapino
(
05/01/2006 18:21)
Tô mora adika teny gasy izany hiran'i BneyM izany an! :-D:-D
Tsy nikely soroka aho
Namonjy fandriana
Nipelipelika aho
Teo ambony olon-tiana
Tsy maintsy manao ...
Zazakely vaovao
Tsy nikely soroka aho
Namonjy fandriana
Nipelipelika aho
Teo ambony olon-tiana
Tsy maintsy manao ...
Zazakely vaovao
17. kally
(
05/01/2006 18:52)
vale:
Ity indray koa ary ny hiran'i Boney M à:
Manaitra ny ziponao e manaitra nanananana........
Adinon-dry angaha?Tohizako ary dia indry no bedy fa tsy izaho a!
Manaitra a! ny ziponao e! manaitra a!
nadoladolany ny ziiipo
naborotsany ny siliiipo
hay ianao ve ka coco rasé
ry tiako ouo ôô manaitra aa!
19. Vahinala
(
06/01/2006 14:59)
lapino:
Tô mora adika teny gasy izany hiran'i BneyM izany an! :-D:-D
Tsy nikely soroka aho
Namonjy fandriana
Nipelipelika aho
Teo ambony olon-tiana
Tsy maintsy manao ...
Zazakely vaovao
=))=))=))=))=))=))
20. nolalaina
(
06/01/2006 17:13)
Aiza no tinao asiko tsipindy? :?:
Eo @ tratra sa eo @ kibo? :roll:
Tratra tsy tiko fa manorisory!! :x
Tsy aleo V ataoko eo atampon'ny fo?? (l)
Eo @ tratra sa eo @ kibo? :roll:
Tratra tsy tiko fa manorisory!! :x
Tsy aleo V ataoko eo atampon'ny fo?? (l)