Hira somary novaina kely

101. Veloo ( 29/01/2006 01:04)
:roll:
102. hertix ( 29/01/2006 04:21)
:?::?::roll::°)Ty koa ary mbola misy e!

hiran'ny kintana telo (Ny maso mijery)

ny sipa rehetra (tsy mendrik'ho fady)²
fa ze te hi..ly (manaraka ho azy)²
kanefa na inon'izay nokasaina
(rehefa tsy tratra misaraka maina)²

adidin'ny tia (ny maniry ho asiana)²
f'izay no miteraka (fanambadiana)²
feeling mitovy rehefa miray
no ho mety hifanaraka mandrakizay

Satria mety handà re ny sipa lalovana
k'aleo re ny basy no atao mihenjakenjana
Mba petapetaho zay mandalo fa aza iaretana
mba petaho zay mandalo fa aza iaretana
fandrao de ireny no taolan-tehezana
103. lapino ( 29/01/2006 15:17)
hertix =D=))=))=))=))=))=))
Milay e!

Pissoa: fa iza no prof HistoGeo-nareo?
104. Veloo ( 29/01/2006 23:15)
105. mandrindra ( 30/01/2006 09:30)
milay ra hertix a
106. pissoa ( 30/01/2006 17:03)
=))=))

hertix :
pissoa: koà?koà? keskilià?

Kalma fa diso frapy fotsiny zah teo e :-D:-D:-D
lapino:
Pissoa: fa iza no prof HistoGeo-nareo?
Tsy tadidiko intsony zany fa efa tamin'ny 5eme angamba. Fa rehefa mivavaka alohan'ny hianatra dia migafy fotsiny fa misy demony daholo :twisted: :-D:-D
107. lapino ( 30/01/2006 17:12)
Bozin'angatra izay manko no prof HG 5è figafin'ny ankizy koa fa masika, dia ilay zanany iray kilasy tao ihany koa aza no tena manao azy!
108. pissoa ( 30/01/2006 17:16)
Hihihi - izany ve tsy surnom?
Dia misy an'ilay "Lanitra mangamanga" iny koa nataonay foana (version fôpla izany an - lanitra e :-D:-D ) - dia tezitra be ilay Prof, dia hoe repetez la chanson ... dia vao maika ny "Lanitra mangamanga" no maredona be :-w:-w
109. lapino ( 30/01/2006 17:26)
Ahoana indray izany lanitra mangamanga version fôpla izany aloha e?
110. pissoa ( 30/01/2006 17:29)
An3 - amorony vaovao fa izany tsy azo atao eto :oops::roll:
111. lapino ( 01/02/2006 14:52)
an an an, le fôpla tena izy kosa mba tianay hiraina e!
112. Veloo ( 01/02/2006 18:22)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5153