Hira somary novaina kely

61. Veloo ( 12/01/2006 19:00)
:-D:-D
62. mandrindra ( 13/01/2006 13:38)
Azafady ry sakelidalana
Tsy azo atao re ny mangery andalana
Fa raha tratran'ny mpamafa lalana
Dia asaina mandroaka amin'ny tanana
63. kala ( 13/01/2006 13:42)
Ny titibiko ve no tsy tsara
Sa ny rofy no misy mijaly.
Inona ê? Mba lazao.
64. pissoa ( 14/01/2006 12:44)
mandrindra angah efa tratra no mahay an'izany =))
65. hertix ( 14/01/2006 13:40)
akom-pahatsiarovana (vola & noro)
Italic textfa ranomasina iny, he mangeniheny
ny t..iko lasany iny, sadaikatra aho hiteny
mahita an-dry Firedy milomano ao
ankisitrika ao, izaho nikapa tao
66. lapino ( 14/01/2006 19:05)
=))=))=))=))

Raha nisy tiana, dia nanao
Raha ny hasambarako dia ny hanao, hanao ihany
67. Vahinala ( 14/01/2006 20:14)
=))=))=))=))
68. Veloo ( 15/01/2006 01:36)
:°):-P:°):°)
69. pissoa ( 15/01/2006 08:44)
=))=))
70. Veloo ( 15/01/2006 22:33)
71. hertix ( 16/01/2006 01:21)
Katy (Mima)

Clito, clito tsara
Clito, clito riche
Clito, clito tsara
clito, clito
clito, clito tsara
clito, clito riche
clito ro maharaitra e!
sasao arô!
72. kala ( 16/01/2006 04:46)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
73. lapino ( 16/01/2006 15:26)
Mbola tsy henoko izany hiran'i hertix izany! Toa clito riche be le izy?!:-D:-D=))
74. Veloo ( 16/01/2006 18:36)
75. kala ( 17/01/2006 06:06)
NY hiran'i hertix :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D fa i lapino no tena :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
76. sasa ( 17/01/2006 09:51)
:-D:-D:-D:-D:-D
77. Vahinala ( 17/01/2006 12:09)
=))=))=))=))=))=))
78. kala ( 17/01/2006 14:13)
Le mampihomehy eo ihany. fa vahaniala kou no tena :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
79. mandrindra ( 17/01/2006 15:45)
Hitako ianao omaly e
Tao ambanin'i zalahy iny
Tsapako fa falifaly e
Tianao ery le nopôpiany
Vololona ô

Tsy mba hil.ly ve moa
Fikambehivavy izany
Raha vao tsy ampisaina koa
Dia mihamaina hatrany
Vololona ô
80. lapino ( 17/01/2006 18:19)
Gravy le andininy faharoa an!
:lol::lol::-D:-D=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2375