Hira somary novaina kely
21. lapino
(
06/01/2006 17:20)
=))=))
nolalaina : Tena nitady an'io hira io aho, fa misaotra, fa milay be io. Toa mbola misy tohiny lavalava izy io, fa tsy haiko.
nolalaina : Tena nitady an'io hira io aho, fa misaotra, fa milay be io. Toa mbola misy tohiny lavalava izy io, fa tsy haiko.
22. pissoa
(
06/01/2006 17:53)
lapino:
Tsy nikely soroka aho
Namonjy fandriana
Nipelipelika aho
Teo ambony olon-tiana
Tsy maintsy manao ...
Zazakely vaovao
nolalaina:
Aiza no tinao asiko tsipindy?
Eo @ tratra sa eo @ kibo?
Tratra tsy tiko fa manorisory!!
Tsy aleo V ataoko eo atampon'ny fo??
Novaina kely ve izy izany sa novaina be? :roll::-D:-D
38. Vahinala
(
09/01/2006 21:15)
"Nahoana kosa wa
no lalaovin'ialahy
ny nounoundra-Jackie e !
Noheverin'ialahy
fa ronono salsa ka
nopotserin'ialahy !"
no lalaovin'ialahy
ny nounoundra-Jackie e !
Noheverin'ialahy
fa ronono salsa ka
nopotserin'ialahy !"
39. sasa
(
10/01/2006 04:02)
Vahinala hi hihi hiihiih:-D:-D:-D:-D:-D
fa inona foana no maharomotra an'i dadabe eo??????
amzay kou i pissoa d manaraka foana:-D:-D:-D:-D:-D
fa inona foana no maharomotra an'i dadabe eo??????
amzay kou i pissoa d manaraka foana:-D:-D:-D:-D:-D
40. pissoa
(
10/01/2006 05:23)
sasa, tsy manaraka zany zah fa dadabe no maharomotra ahy eo! :-*:-D:-D