Hira somary novaina kely

81. Veloo ( 17/01/2006 20:25)
:roll:8O
82. mandrindra ( 18/01/2006 08:53)
inona no mahazo an'i veloo ?
lapino, mazotoa amin'izay mivazo e, hihihi
83. pissoa ( 18/01/2006 15:08)
mandrindra> Oops :-D:-D:-D:-D:-D
84. mandrindra ( 19/01/2006 10:41)
Vao maraina vao mifoha, indro lasa ndrematoa
Tsy sakafo ambavafo, e glou, e glou, eglou
Fa ny tendany hono maina toy ny tany karakaina
Mitady rano mba handena tsy mifidy izay omena

Dia naroso teo ny fisaka savy dia natony lisaka
Dia naroso lava tenda tonga dia nilendalenda
Dia naroso botakely maika izy te hamely
Tsy mba mahalala ny antonony fa raha vao ny hisotro dia efa vonona

Tononkiran'i Dadah tsy nisy novaina io na ny pitiny aza, mbola lavalava ihany ny tohiny raha tsy diso aho fa izay aloha no tsaroina
85. Vahinala ( 19/01/2006 18:20)
kala > Maninn anjy aky za an hihhiihihi ! =))=))=))=))=))
86. Veloo ( 19/01/2006 19:37)
mandrindra satria njy tsinona mahay manao poesie ka za tsy mahay :(
:-D:-D
87. mandrindra ( 20/01/2006 08:49)
ao fa hifampizarana e. ary ireny hirampivavahana tany ampianarana ireny ve tsy misy mahay e, ity izao no tsaroakao

Raisintsika ny lapoaly nanendasan'andriamnitra sosisy
Nanendasan'andriamnitra sôsisy ho an'ny zanany e e e
88. Veloo ( 20/01/2006 20:02)
8O8O
za tsy mba naheno otran'izany knou
89. lapino ( 22/01/2006 01:55)
Efa nifanaovana taloha koa io :-D:-D
Dia misy an'le hoe:
Tompo ô hitako maso
Ilay famonjena
Avy aminao ...

lasa:
Koto ô, ity ny tsaramaso
Tsaramaso mena
Avy aminao ...
90. dadabe ( 22/01/2006 09:56)
pounk kely jiaby aza kalou e :°):°):°)
91. Veloo ( 22/01/2006 20:24)
:roll:8O:twisted:
92. kala ( 24/01/2006 05:37)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
93. hertix ( 24/01/2006 16:58)
ho an'zay tsy mahalala de hiran'i Mima @ album-ny vao² io Katy io.
Fa ity koa misy hafa:(hiran'i Nary arthur)

hono ho'a, t@ iny lalana iny
natsongolok'olon-kafa ianao no tazako
tena taitra ny ahy, te-hitsofoka @ lavakao ny lat..ko
nefa tampoka 'lay lat..ko nihinjitra noferako
ka nijanona aho, hoavadiko im-pito vao hopehako

fa raha iny moa no avy dia nanantona ny lohanao
nanao ahoana moa izay tokotokony ho fihetsikao
fa raha iny moa no natsofoko @ vavanao ny lat..ko
satria ianao nisefosefo mafy ka tsy tantiko

hono ho'a, t@iny lalana iny
natsongolok'olon-kafa ianao no tazako
dia nanantona aho ka natsofoko @ vavanao ny lat..ko
nampinono aho, vao nitsentsitra im-pito dia nolemako
dia nasiako ianao, nahavita paozy fito dia nolemako
tena vizana aho, niantsoako bandy fito mba hamely koa
94. pissoa ( 24/01/2006 17:04)
hertix :?:?
mandrindra sy lapino> Fandanianay lera ireny talou rehefa kamo hanao histo-geo =))=))
95. yonikafopl ( 24/01/2006 18:27)
=))=))=))=))
96. Vahinala ( 24/01/2006 18:45)
Mahita atao nareo reto ka =))=))=))=))=))
97. Veloo ( 24/01/2006 19:29)
zany ve?8O
98. mandrindra ( 27/01/2006 09:45)
sao dia mba misy mahay ilay :

Mino an'i Johnnhy walker aho
Andriamanitry ny toaka rehetra

fa efa adino ny tohiny.
99. Veloo ( 27/01/2006 17:04)
za aloha tsy mahay e:roll:
100. hertix ( 27/01/2006 17:40)
pissoa: koà?koà? keskilià?:oops::roll::?:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3142