Hira somary novaina kely

41. pissoa ( 10/01/2006 05:23)
Vahinala :-D:-D:-D
Veloo :roll::roll: :-D
42. lapino ( 10/01/2006 06:19)
Vahinala:
"Nahoana kosa wa
no lalaovin'ialahy
ny nounoundra-Jackie e !
Noheverin'ialahy
fa ronono salsa ka
nopotserin'ialahy !"


Heverinao angaha
Fa kiraro tsisy bà
no anaovako ety
Tsy na-mbizo-ko eeee!
Malahelo aho hoaaaaa!


Misaotra Vahinala :-D:-D
43. Vahinala ( 10/01/2006 08:38)
lapino > Wééééé =))=))=))
44. mandrindra ( 10/01/2006 10:00)
Hitanareo ve ny lalana mankany betongolo ?(2)
Ianao anie ilay sipa nopôpiko maty lolo a


Tadiddinao ve rony lasa
Fony ianao tsy nihinana tonga dia lasa
Tadidinao ve rony ela
Fony ianao nidongy raha tsy nihinankena

Lala ô mafy ny hena ka mankahia
Be rony loatra izy izany akia
Ka tena tsy favy
Ny ao varatra gisa matavy
isan'andro isan'andro
No laokany ao
Fa ny antsika anamamy
Lakalaka akia, ny ao anaty vilany
45. Vahinala ( 10/01/2006 10:58)
mandrindra > :-D:-D:-D:-D:-D
46. lapino ( 10/01/2006 11:07)
Very zavatra aho zavavy
Indro tonga mba hiangavy

Zavatra inona moa izany o
Sao mba hitako eto ihany

Zavatra be savaivo
Tsy tantin'ny lavaka marivo
Io no zava-pilenena,
Tena kanto raha jerena!

47. mamzelkely ( 10/01/2006 11:11)
mandrindra< =)) milay eee =D
48. pissoa ( 10/01/2006 13:29)
:-D:-D:-D
49. mandrindra ( 10/01/2006 14:33)
lapino, izaho koa mahay an'io zavavy io,

Velonjavatra aho zavavy
Indro tonga mba hiangavy
Zavatra inona moa izy izany
Sao dia zavatra mampitomany

Lavalava sola loha
Misy voaniny ankiroa
Andramo ho hitanao
Fa ho lafatra ianao

raha tsy madilo sofina ny mpihaino rehefa mihira ianareo dia soloy an'ilay katala ilay zavatra fa miredona tsara
50. dadabe ( 10/01/2006 14:51)
:evil::evil::evil::evil:
51. Vahinala ( 10/01/2006 15:18)
mandrindra > :lol::lol::lol::lol:

dadabe > Maninona njay enao !
52. Veloo ( 10/01/2006 20:10)
pissoa a ka za tsy mba mahay knou :(
53. lapino ( 10/01/2006 21:37)
mandrindra: siks e! Hafa koa! :lol::lol:

Ny masoko foana no mipitrapitra, fa tsy mahita tory
Hany heriko sisa dia mihirahira manala volom-p...

54. pissoa ( 11/01/2006 05:52)
Veloo, asaivo ampianarin'i lapino retsy ah
Izy mahay na manova kely fotsiny na manova be :-D:-D
lapino 8O
55. lapino ( 11/01/2006 17:27)
pissoa: marary angah? toa mivontirika be fotsiny? :-D:-D
56. Vahinala ( 11/01/2006 19:02)
Iray ray ray Tovo J'Hay be t..y
Roa roa Tovo J'Hay be loha
Telo telo Tovo J'Hay be lelo !

Mialatsiny amzay mpankafy any lery io an, kilalao ty e !
57. Veloo ( 11/01/2006 19:32)
pissoa a hihihi:-D:-D:-P ho ita eo eeeee
58. pissoa ( 12/01/2006 05:33)
lapino - marary mihitsy ny lohako mitady hira somary ovaina kely nefa ianao toa mahita betsaka ery 8O

Vahinala =))
59. ari.malala ( 12/01/2006 05:37)
vahinala, =))=))=))=))=))=))
60. kala ( 12/01/2006 12:05)
Tena mihanahana fotsiny zà. Mamorona kely aloha de manao pirate eo zà avy eo ê!
F'in foana dadabe ity â! Anaovy an'ile zenerasio 60 kely ireo de mangina.
Ampiako avy eo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5308