Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
zefalah ( 27/12/2005 12:21)
soa ratsy
faly be i serza kely nony tonga tany an-trano rehefa avy nianatra. hoy serza kely: -za rery ry dada sy i neny no tsy nahazo Zero manatody tao am-pianaranay tamin'i fitsapam-pahaizana natao omaly. h... tohiny
novalian'i Veloo ny 05/01/2006 16:09
zefalah ( 27/12/2005 12:18)
sahirana be
novangian'ny namany manjo i bedonto fa maty ny rainy. -...arakiny fomban-drazana izay tsy hita izay maharatsy azy. ry bedonto ,dia ity misy ranombary tsy masaka hoy ilay nandray ny fitenenana namara... tohiny
novalian'i Veloo ny 04/01/2006 15:02
zefalah ( 27/12/2005 12:13)
tsisy ifandraisany.
nony nozahan'ny dokotera i lesamy dia hita fa voan'ny aretimbavony. hoy lay dokotera t@ lesamy. -marary vavony se,ka nohon'izany dia tsy tsara amin'se intsony ny zavatra misy Gazy. hoy le samy. di... tohiny
novalian'i Veloo ny 04/01/2006 15:03
zefalah ( 27/12/2005 12:11)
fetsifetsy
hoy ny renin'i T@ i Badoda -raha afaka cepe ny zanako dia hoentiko manao vakamsy any toamasina. hoy kosa i Badoda. -ary raha tsy afaka zany de entina any moramanga?... tohiny
novalian'i Veloo ny 04/01/2006 15:04
zefalah ( 27/12/2005 12:09)
a jeter
nisesisesy loatra ny olona maty henon'i Lita kely,ka hoy izy Tamin-ndrainy mana hoe. -dada a!! hay ve tsy ny brique ihany no (a jeter) e fa na olombelona koa aza..... tohiny
novalian'i Veloo ny 04/01/2006 15:06
joda ( 27/12/2005 11:40)
violence sur la place du 13 mai du 17 dec 05
hitanao @ site www.madanight.com mampalahelo !!!... tohiny
novalian'i fijo ny 10/01/2006 21:27
rivorazafy ( 27/12/2005 08:01)
manambany tena ny vehivavy raha mampirafy
Satria ny vehivavy ampakarina fa tys mampakatra... tohiny
novalian'i parazy ny 07/02/2006 05:22
tafita ( 26/12/2005 19:38)
TENY ARABIA IZA NO MAHAY
LIAHARAZA AKAHEO HEREFHA FHAFHY KY FAOKA E... tohiny
novalian'i Veloo ny 06/01/2006 20:00
rrgmt ( 26/12/2005 07:33)
tolotra asa
afaka mamorona asa ho anao ianao, midira amin'ny ny: membres.lycos.fr/rrgmt01... tohiny
novalian'i bellla ny 31/05/2006 19:26
landrie ( 25/12/2005 15:06)
mitady vady
manaona zaho dia lehila mitady vady. monina eto france. ary miasa. efa ela aho no nitady nefa tsy naita. ka zay vonona mba amaly ny atsoko dia aoka anoratra @ ty adresse ty landrie @namana seras... tohiny
novalian'i victor15 ny 30/08/2015 13:26
joda ( 24/12/2005 16:31)
sao mba misy manana ilay hira hoe ditra iny
hiran'i hery ex tarika njila izy io....misaotra mialoha raha mba misy manana ny dikan'iny hira iny... tohiny
kafmalbar ( 24/12/2005 12:31)
17decembre teo amin'ny13mai
izaho dia merina a 100% ary antananarivo tsy natao hoe hoan'ny merina irery fa natao hoan'ny malagasy tsy ankanavaka,renivohitr'i madagasikara... tohiny
novalian'i fijo ny 31/12/2005 04:39
Lalakely ( 24/12/2005 10:49)
firrian-tsoa
mirary soa antsika namana rehetra eto @ serasera tratry ny fety: noely sy taom-baovao. dia samia manao fety sambatra be daholo araka izay hitany fa mba mahafaly azy e! arabaiko manokana eto ilay namak... tohiny
fetrakens ( 24/12/2005 07:42)
Mifankatia sa mifampitia
Betsaka ireo miaraka milaza fa mifankatia.Misy kosa ireo miaraka mifampitia fotsiny izany hoe mifandany zara! Ahoana ny hevitrao.... tohiny
novalian'i donne ny 02/02/2006 12:06
zefalah ( 23/12/2005 22:21)
nenina tsy ao aloha fa ao afara arandatra
tak'izay za tsy niaraka t@ ty. tak'izay za tsy nande tany. tak'izay za tsy nanome. tak'izay za teto iany. tak'izay za nanaraka anatra. tal'izay za tsy nanao. tak'izay za tsy nihinana. tak'izay ... tohiny
novalian'i dadabe ny 30/12/2005 08:54
xxx ( 23/12/2005 18:56)
Namana mila fanampiana
Miarahaba anareo rehetra, za ihany ilay teo aloha io fa nanandrana fotsiny azony efa nanoratra aho teo fa toa tsy nety ilay izy. D zao ry reto a, misy olana iray ity somary lavalava nefa tena mila fa... tohiny
hery ( 23/12/2005 09:31)
Firariantsoa
Tonga indray ity ny fetin'ny krismasy sy ny taombaovao ka tsy hay ny tsy hirary soa antsika rehetra namana eto amin'ny serasera. Ny tsirairay, sy ny rehetra, na ny mpandalo na ny mitoetra. Na ny trana... tohiny
novalian'i fijo ny 06/01/2006 20:08
Fiffi ( 23/12/2005 07:54)
Havotra ilay namana
Talanjona aho ry zareo fa havotra tsara ilay namana.Tsy miasa manambady , zaza 2 , Nankany @ magasin grande surface izy nangataka asa . Tsy voaray na dia impiry aza nanao fangatahana. Isan'andro izy ... tohiny
novalian'i fijo ny 29/12/2005 04:37
cristal ( 23/12/2005 06:55)
AOKA HAZAVA NY FANOHERANA!
(l)Salama daholo ny namana rehetra!AOKA HAZAVA NY FANOHERANA satria ny:-Ny vidin'ny entana @zao fotoana zao ange ka tokony ho efa tany aloha tany no niseho satria,nanaovana ny atao ho subvention de l'... tohiny
novalian'i fijo ny 04/01/2006 04:31
Herimiafina ( 23/12/2005 00:23)
Ilaina ho mazava tsara ny zavatra soratana anaty politika.
Manahirana be ny mamaky ireo zavatra voasoratra any anaty politikan'ny fampandrosoana any amin'ireo tany sasantsasany toa an'i Madagasikara. Ohatra ny DSRP, ny PADR, PDC, PRD, sns. Ny olana dia be ... tohiny
novalian'i xxx ny 27/02/2006 14:08
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.1957