Mifankatia sa mifampitia

1. fetrakens ( 24/12/2005 07:42)
Betsaka ireo miaraka milaza fa
mifankatia.Misy kosa ireo miaraka mifampitia fotsiny izany hoe mifandany zara!

Ahoana ny hevitrao.
novalian'i donne ny 02/02/2006 12:06
2. dadabe ( 24/12/2005 09:17)
ahoana koa izany hoe mifandany zara ?? sa...hoe manao fotsiny de samy miala ve ??
3. Ralay ( 24/12/2005 10:08)
Samy mizara zany ry dadabe a dia refa avy eo samy lany ilay nozaraina e =))
4. Bariry ( 24/12/2005 14:14)
:*:*
5. sipagasy ( 24/12/2005 14:40)
Ralay:

Samy mizara zany ry dadabe a dia refa avy eo samy lany ilay nozaraina e =))



hihihihihihihi iny injay no tsy mbola hitako klouuu kannnn hihihihihihii
6. akamatiana ( 24/12/2005 18:48)
:roll: manala azy fa tsy mifandany zara zany kousany euuuh!!
7. jennifer2 ( 25/12/2005 03:29)
rehefa tsy mifankatia de mifandany zara ka! Ny manala azy efa naman'ny mifandany zara ihany amiko.
8. marovoay ( 25/12/2005 03:57)
tsy mifandany zara zany samy maka ambiance dia miala avy eo
9. jennifer2 ( 26/12/2005 03:37)
mifandany zara amoko ny fakana ambiance fotsiny zany, sady ny fitiavana tsy kilalao satria sarobidy.
10. ari.malala ( 26/12/2005 10:21)
mifankatia zany v ts mitovy @ mifampitia ihany e, zany we samy tia ihany zany, sa samy hafa v zany? raha za manokana alo d le mifankatoa no tiko e, samy tia d mifampizara fitiavana d maharitra tsara ny fifankatiavana.
11. fasaly ( 26/12/2005 10:48)
'kita wa ry ari.malala mitovy ihany ireo tema ireo kou! sady matoa mifandàny andro efa hifanarahana angamba izany fa efa hita fa zavatra tsy hanjary ve mbola ho tohizana ihany.... :wink:
12. mandrindra ( 26/12/2005 14:07)
jennifer2, tsy kialalao ahoana ny fitiavana ? izao aloha mahita fa kilalao milay io, indrindra fa rehefa mahay milalao ny andaniny sy ny ankilany. Dia sarobidy koa hoy ianao ny fitiavana, fa ohatrinona ny vidiny ?
fasaly, fa ahoana moa no lazainao hoe hita fa tsy hanjary nefa samy mahazo fafiny ny tsirairay ? Raha mifanaraka tsara dia azo tohizana foana izany amiko.
13. fasaly ( 26/12/2005 15:38)
mandrindra: ka raha manantena mariazy ilay iray nefa ilay iray tsy vonona fa te hilalao fotsiny de efa tsy hanjary ho an'ny roa tonta zay! fa hafa ndray ilay fifanarahana hoe reveo manja fotsiny rangaha fa miaraka comme ça io de milay foana an! sa ahoana ozy toi!!!!!!!....
14. zandrikely ( 26/12/2005 18:42)
jennifer2 : marina zany , rehefa mba samy mahazo ny ilainy ka mbola mifanaraka fa tohizana dia tohizana e , fiainaana dahholo zany
15. zandrikely ( 26/12/2005 18:43)
fasaly ; tsy hanjary anie fa tsy misy ahalala hoe anjary sa tsy anjary ilay izy e , atrehina aloha ny anio fa ny ampitso ho hita eo e sa ahoana
16. jennifer2 ( 26/12/2005 22:17)
Mandrindra a! efa hoe tsy kilalao ny fitiavana, satri sarobidy tsy hay sandaina vola. Tsy fitiavana izy matoa voavidy vola amin-karena.
17. Herimiafina ( 27/12/2005 04:08)
Nenah nefa voavidina sakafo klé, hehehe:-D:-D:-D:-D
18. rivorazafy ( 27/12/2005 07:48)
akory aby aloha!ny hoe mifankatia aloha amiko dia mifamaly. Ny mifampitia indray tsy dia omena lanja manokana ny fitiavana fa mifandany zara fotsiny eo araka ny voalazanareo.Koa raha samy hitia ihany tsy aleo ve mifankatia e!Ny mifampitia mantsy efa mampionon-tena ianao fa tsy hisy azo antenaina mihitsy, raha tsy hoe angaha raiki-pitia tampoka.
19. Vahinalasoa ( 27/12/2005 08:31)
fetrakens:

Betsaka ireo miaraka milaza fa
mifankatia.Misy kosa ireo miaraka mifampitia fotsiny izany hoe mifandany zara!

Ahoana ny hevitrao.



Samy hafa ny atao hoe mirevy fotsiny sy ny atao hoe tena mifankatia e !
20. Vahinalasoa ( 27/12/2005 08:32)
fetrakens:

Betsaka ireo miaraka milaza fa
mifankatia.Misy kosa ireo miaraka mifampitia fotsiny izany hoe mifandany zara!

Ahoana ny hevitrao.



Samy hafa ny atao hoe mirevy fotsiny sy ny atao hoe tena mifankatia e !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3313