Mifankatia sa mifampitia
21. Vahinalasoa
(
27/12/2005 08:33)
fetrakens:
Betsaka ireo miaraka milaza fa
mifankatia.Misy kosa ireo miaraka mifampitia fotsiny izany hoe mifandany zara!
Ahoana ny hevitrao.
Samy hafa ny atao hoe mirevy fotsiny sy ny atao hoe tena mifankatia e !
22. mandrindra
(
27/12/2005 15:22)
fasaly, rehefa mifampiresaka tsara dia mety ho tonga any amin'ny tanjona iarahana, dia manja foana.
jennifer2, misy vidiny ny fitiavana. Tsy omena fotsiny io fa mila tambiny foana, ny lentany no samy hafa, io izoa ny ani' herimiafina efa tombanany dia izay sahy amin'io izany. Ary mbola hamafisiko fa kilalao ny fitiavana, mbola vao mifampikôty ohatra dia tsy maintsy resak mahafinaritra sy mifanala azy eny, rehefa miaraka dia tsy maintsy manao lalao mahafinaritra isankarazany raha toa ka tiana hateza ...

24. jennifer2
(
30/12/2005 00:24)
hoy herimiafina:
Nenah nefa voavidina sakafo klé, hehehe
Tsy ilay atao hoe fitiavana izany anananao izany.
mandrindra:
averiko eto fa tsy voasanda vola amin-karena ny fitiavana. Tsy tena fitiavana izy raha mila tambiny.
Hamafisiko eto hatrany ihany koa fa tsy kilalao velively ny fitiavana.

25. donne
(
02/02/2006 12:06)
zà koa aloha tsy zatra mividy fitiavana , sady tsy milay izany fitia mila vola izany e ,
marina anie ilay hirandry zalah hoe : zavatra vitan'ny safo² ve de ho vidina lafo