17decembre teo amin'ny13mai

1. kafmalbar ( 24/12/2005 12:31)
izaho dia merina a 100% ary antananarivo tsy natao hoe hoan'ny merina irery fa natao hoan'ny malagasy tsy ankanavaka,renivohitr'i madagasikara
novalian'i fijo ny 31/12/2005 04:39
2. xxx ( 24/12/2005 13:35)
marina izany, toy izany koa ireo tanan-dehibe rehetra :Tam;Ds;Fianar;Tul;Maj
3. xxx ( 24/12/2005 14:05)
tsy rariny kosa izany hoe ny mpitandro ny filaminana natao hiaro no nijery fotsiny
4. xxx ( 24/12/2005 14:30)
Le opposition mihitsy no tsy alehany e, sady tsy manankevitra
5. xxx ( 24/12/2005 14:59)
Kafmalbar, izay resaka merina sy tsy merina izay mihitsy no tian'ny opposition voizina mba hampikorontana. Izaho tsy hiteny aminao hoe inona aho na inona (Tsy important izany amiko). Amiko izany dia faux debat. Ny vrai debat angamba dia ny fampandrosoana sy famokarana ihany.
Satria efa nifidy ny rafitra capitalisme isika.
6. ainaheri ( 24/12/2005 15:09)
za ko miombokevitra @ndra xxx ny ol tsy manana
lohahevitra ny ol mamohy lava ny foko,satria reo ol reo efa tsy izy doli d mba akana ny fon'ny sasany d ampidirina ny andimpoko!!
7. Ragadona ( 24/12/2005 15:32)
De sanaria ve lasa hifamaly sy hifampiandany eo ndray nareo. Toa mahomby ihany lay provocateurs raha mbola hitohy lava ty resaka ty
8. xxx ( 24/12/2005 16:11)
Inona no rariny, inona no tsy rariny?
Lasa tora-po nge izany resaka izany ry zalahy sy zavavy e!
amiko dia aleo aloha ny mpitondra hanapitra ny mandat izay tsy hoela. rehafa avy eo dia izay lany eo lany.

I Herizo koa ary izao hilatsaka ko!(3eme larron).

Mba jerena izay olona manana programme, sy projet de societe, rehefa hifidy.

Tsetsatsetsa tsy aritra:Izaho dia tsy mankasitraka ny zavatra lazain'i Lahiniriko Jean, asian'i lery resaka fiaviana indray ity raha ity.
9. Ragadona ( 24/12/2005 16:36)
Le hoe mijery programa refa hifidy kosa alo to mbola tsy manavanana ny gasy zany ka zay nanao an io dia nidaboka daholo(oh Herizo izay nanana maty paika) fa ireo manentanentana ety ivelany no nahomby alo, zafy, zay pro n ny vahoaka hono, d lany izy, ra 8 tsy nisy d io......mbola ezaka io ka mi risika zay kandida hifantoka am zany
10. xxx ( 25/12/2005 12:34)
aleo koa hifampiatady rehefa izay no tadiavina e
11. Ragadona ( 25/12/2005 13:50)
Angamba kosa tsy dia io lazain i xxx io no hahatsara zavatra e, mba efa tokony hohafahafa kokoa noho izany ny fomba fijery e. Sao dia anisan ny mpampiady angely ary nareo no mahatonga an io xxx io
12. xxx ( 25/12/2005 15:10)
dia inona ary solution hoy ianao rangadona
13. Ragadona ( 25/12/2005 15:16)
Ny hoe aleo hifampitady alo ohatry ny tsy hahitana azy ko
14. Duddy ( 26/12/2005 03:32)
raha tsy mbola eo ny mfm aza mankeny @ 13 mai araho ny tantara depuis 13 mai 72
15. Duddy ( 26/12/2005 03:39)
xxx:

tsy rariny kosa izany hoe ny mpitandro ny filaminana natao hiaro no nijery fotsiny


Aza mandainga, ry nao, fa raha tsy niaro ny mpitandro filaminana nisy faty olona teny a!

16. Duddy ( 26/12/2005 03:53)
kafmalbar:

izaho dia merina a 100% ary antananarivo tsy natao hoe hoan'ny merina irery fa natao hoan'ny malagasy tsy ankanavaka,renivohitr'i madagasikara


F'iza no niteny hoe an'ny Merina rery Antananarivo e? Toi rery zao no miteny an'zany eo. Raha mieritreritra an'zany ny olona de efa noroahina niala teto Tana daholo zay tsy avy eto, saingy tsy misy misaina an'zany fa nareo ihany no mamorona an'zany.Ny Merina aza no misy mitady handroaka ndraindray an @ sisiny fa teto mbola tsisy an'zany!

Raha efa nahita télém-paritra tany Tamatave ingahy de any no sahy miteny hoe:TANANANAY, IANAREO VAHINY mpanao létchis, sns...fa teto Tana mbola tsisy radio na télé nikôzy hoe: TANANANAY, na ANTANANARIVONAY, na hoe: IANAREO VAHINY TONGA ETO AN/RIVO.

Any @ sisiny ialahy vahiny raha tonga any fa eto Tana tsisy vahiny zany fa tompony daholo.

Ka aza osoram-potaka ny eto Tana fa ny le toe-tsaina tsy mamely any tazomy any fa aza afindra aty!

17. fijo ( 27/12/2005 21:31)
marina mihintsy io ambony io.rehefa voa ao tana ry zalahy,dia hoe tsy an'ny merina ireny tananarivo.vao mirotsaka midina kely etsy ambany atsinanana sy mianavartra kely nefa ianao ,dia efa hoe anay ny aty,fa andana nareo mody.ka maninona moa raha izay raha any aminy indray no ataony izay hanapotehana azy e;
18. pitchou ( 30/12/2005 21:48)
zà mbô gaga! maninona zao i zafy raha ny any ambilobe no hanaovany fihetsiketsehana be? sa any izy tsisy mpihaino?
19. fijo ( 31/12/2005 04:39)
any izy mety ny zandary mihintsy no hamono azy.izay no tsy asahiany manao any.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0667