fetsifetsy
1. zefalah
(
27/12/2005 12:11)
hoy ny renin'i T@ i Badoda
-raha afaka cepe ny zanako dia hoentiko manao vakamsy any toamasina.
hoy kosa i Badoda.
-ary raha tsy afaka zany de entina any moramanga?
-raha afaka cepe ny zanako dia hoentiko manao vakamsy any toamasina.
hoy kosa i Badoda.
-ary raha tsy afaka zany de entina any moramanga?
novalian'i Veloo ny 04/01/2006 15:04
6. Herimiafina
(
28/12/2005 02:33)
Ary raha tsy nanala mihintsy de etsy Ambohimangakely, hehehehe:-D:-D:-D:-D
8. mirana5
(
28/12/2005 07:28)
Asaivo entindreniny etsy Ambodimita mba hihinana menakely aza sao mba mety mihiratra ihany ny atim panahiny é:lol::lol::lol::lol:
10. Veloo
(
28/12/2005 17:22)
mirana5 tsy lalana makany tamatavy retsy ambodomita a... tsy aleo ve analamahitsy :-D:-D:-D
11. dadabe
(
29/12/2005 01:48)
veloo ouajay le vao maika mifanipaka izany , farafaharatsiny mba hoe tetsy MAHAZO d eo no mividy makasaoka :^):miam::miam: na mividy mofo " JEU DES ILES":miam: de rehefa miala ny polisy eo soamanandrariny d mba mamely :@:@
14. Veloo
(
30/12/2005 02:16)
dadabe kay njy mahalala an'i mahazo....?? za avy any Soama retsy a :°):°):°):°)
15. pissoa
(
30/12/2005 05:57)
Veloo, ngah aky izany fa fantatry dadabe akory? :°):°)
Ary sao de efa nifankahita teny Soama tsika sy njiko?
Ary sao de efa nifankahita teny Soama tsika sy njiko?