les chateurs ve rasty B foana ee ????

1. zarbi ( 10/01/2006 07:06)
ry viavy rehetra nandinika aho die ohatran ny hoe vitsy kely ny bogosy any @ tchat sa izao no tena ratsy chance foana éééééééé
?
io mba valio moa
novalian'i avana ny 23/01/2006 13:32
2. naritsimba ( 10/01/2006 08:12)
ny hitanay aloha de sady bogosy ny bandy no manja daholo ny sipa e!
3. xxx ( 10/01/2006 08:31)
hay ve ianao mitady bandy bogosy any amin'ny tsaty e:D, andramo indray akia eto amin'ny forum a
4. Vahinala ( 10/01/2006 08:43)
zarbi > Za ndray aloha toa mbola tsy nahatsikaritra izany e, miresaka tsotra fotsiny fa tsy nanana eritreritra ny hijery ny sarin'ny chatteurs rehetra koa ko.
5. fasaly ( 10/01/2006 12:36)
fangah mila mijery izany kou ry zarbi rehefa mitsaty a! quoique hitady vady njiko!:wink:
6. ravakamalala ( 10/01/2006 19:53)
:-D:-D:-D
ny anao no be ndrindra!
7. Vahinala ( 10/01/2006 20:31)
D za aza gaga fa ts mba nieritreritra izay endriny mpitsaty rehetra zany knou ! :-D:-D:-D
8. Herimiafina ( 11/01/2006 04:46)
an3, mila jerena kah, zarbi izao efa hitako klé, zah tsy hiteniteny hoe tsara izy sa ratsy, hehehe=))=))
9. fijo ( 11/01/2006 04:46)
ka ny azy ny vava mitatatata,fa ny ary no mirarakivy ko
10. ari.malala ( 11/01/2006 07:23)
:-D:-D:-D:-D:-D:-Din no tinao tenenina ry fijo?:-D:-D:-D:-D:-Dza ko alo tsy nieritreritra hijery tarehan'ny ol miresaka @ko e, fa misy ol sampona mijery tarehan'zy miresaka @ d refa ts azoazony d ts iresahany tsony... zarbi comme son nom:roll::roll:
11. Vahinala ( 11/01/2006 13:50)
Ny mampmé ana d hoe isaky ny misy namana miresaka aminy ve zany d asainy manome sary daoly aloha sa hoe ahoana ! D sendra ny ratsy foana zany izy ! hihihihihii tsy namana kosa angamba no tadiaviny fa vady mintsy ka.:-D:-D:-D:-D
12. pissoa ( 11/01/2006 14:43)
:roll::roll::roll:
13. fasaly ( 11/01/2006 18:42)
hihihi! toa mihodina be ny mason'ny pisoa zany, fangah pisoa kou ao anatin'ilay mpitady chtateur bogosy!:lol:
14. ari.malala ( 12/01/2006 05:54)
tsy haiko aky Vahinala fa za wa misy ol zay ao tsy haiko na azoko tenenina eto ny ps ny any @ chat, fa nanontany ana izy ra misy sariko ao d eny wa, nentim-pahatsorana fa tonga d vava b no azoko avy eo... gaga fts ah we f'angha ko ny namana mila we bogosy na manja vaoa zo atao namana? ary ts efa samy nanana ny nanaovan'Atra azy kou v ny tsi 1 1 e, donc ts tokony hifampitsikera...

in marina aky ty mahazo anjy pissoa?
15. Vahinala ( 12/01/2006 11:02)
ari.malala > Aza miraharaha an'izany aky an, olona efa tsisy atao koa angamba zany ko, ny hitafa sy hiresaka amin'ny namana no aleha eto ka inona no tonkony hitenitenenany olona hafa eo. Marary saina aky izy an ! :-*:-*
16. fasaly ( 12/01/2006 16:07)
ari.malala: efa izy tsy azo hatao namana zay akia! a!
tsy mendrika ny hatao hoe namana ny olona otrani'zay. aza hivakiana loha fa diska taloha....!
ny ahy rehefa mifandray ny onde de efa basy na lahy io na vavy na mahia na matavy, fa fotsy na mainty de namako daholo....
17. fijo ( 12/01/2006 20:38)
ari an,esory ny slipo,dia ny ao aoriana halaina sary dia iny alefa any aminy,amin'ny manaraka.
18. Samoana ( 13/01/2006 13:55)
fijo/ Mila souplessy be io lazain'elà io. hihihihi.
Fa le tchat miresaka sa mifampijery sakakely e ?
19. ari.malala ( 16/01/2006 12:56)
fijo, hihihi, @ fomba ahoana no anaovana an'zany? hihihii!

Vahinala sy Fasaly, ts norarahiako ka, za anie miditra chat foana e sady za wa je suis fiere de ce que je suis fa efa zao no nanaovan'Atra ana! :)

Samoana, hitanao, mitondra sakakely le tena bibi an d mifampidera we sakan'iza no mafatifaty hihihi
20. fijo ( 18/01/2006 20:43)
ari an,mihondrika fotsiny dia vita ka.amin'izay izy lasa gaigy tsara
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1945