Fandrosoana

1. fara ( 10/01/2006 07:29)
T@ heritaona zany a,12% ny fisondrotakarama,d t@ ity taona ty kou mbola 12%,izany no tena atao hoe fandrosoana.D nifanontany ireto oul 2,hoe ,inn no tena mba projet anao @ ity taona ity,d namaly ny iray we,mitovy @ t@ herintaona,fa inn projet anao t@ heritaona?d mitovy ny t@ 2 taona k,Fa inona aza no t@ roa taona e?mitovy ny t@ telo taona iany e,Fa inona ny t@ telo taona e,EFA tsy tadidiko ntsony zany e,efa ela lôtra .D zay no tena atao we Fandrosoana,Mandiniha
novalian'i dadabe ny 11/01/2006 13:14
2. naritsimba ( 10/01/2006 08:07)
nnny omaly tsy miova zany koa inn tsony moa e!
Miasa miasa miasa
tsiky dia ampy e!:D
3. Vahinala ( 10/01/2006 08:26)
fara > Mandroso marina toko ve raha izany no izy, sa vao maika mi coince e ! :-w:-w
4. rakekely ( 10/01/2006 08:33)
mila ezaka ny tsirairay, ka tsy ny namanao ny hifaninanao fa ny tsra vitanao omaly:?:
:lol::arrow::arrow::lol:
5. mandrindra ( 10/01/2006 08:33)
mitsako tsy misy
6. ainaheri ( 10/01/2006 11:15)
propagandy prezidansy doly zany ry zareo aa fomba fiady io,tsy tokony takiana akory zany fisondrotankarama zany raha @zao fiainana mafy izany fa tokony hisondrotra ho azy araka ny hamafin'ny fiainana!!fa ity androany fa misy ilany anao d asiany kely an'zay d mangina ny ol!!
7. pika ( 10/01/2006 11:42)
tsy ny rehetra anie no mpiasampanjakana e nahazo an'iny....
inona anefa no mitranga hita ho misondrotra indray ny vidimpiainana dia inona ny handroso eo miha betsaka ny :cry:
8. fasaly ( 10/01/2006 12:42)
tena ny omaluy tsy miova marina zany e! de ny tsirairay marina no manao zay hampandroso ny azy kou! .....
9. watafon ( 10/01/2006 18:20)
fara,tsy fandrosoana kosa aloha zany e! :cry::cry::cry:
10. dadabe ( 11/01/2006 08:12)
:-w:-w:-w fa fiemorana ve ?
11. ari.malala ( 11/01/2006 10:25)
ka izahay prive zao tsisy resaka akory fa hoe an kinina @ fahendren'ny tompon'orinasa ony, nefa ny vidim-piainana raha vao misondrotra ny karama d misondrotra manaraka an'iny ko! d nefa ny tompon'orinasa ts miasa saina @ fanondrotana karama akory fa nyt ena tadiaviny d 0 dépense mais 100% de benefice :(
12. dadabe ( 11/01/2006 13:14)
:lol::lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4542