mila fanampiana urgent
1. andrinirs
(
10/01/2006 11:49)
:(slt dhl,mba mila fanampiana kely aminareo namana ato @serasera na izay hafa mahita ity soratra ity e,sao mba misy mahita na manana driver pour win98 clé usb sony micro vault USM-E/USM-C,...fa tena tsy mahita mihintsy za nefa ny system-ko win98SE.De misaotra mialoha e!:cry:
répondu par andrinirs le 13/01/2006 07:09
2. lapino
(
10/01/2006 11:57)
Raha ity dia tsy misy driver ho an'ny win98 io clé io: http://www.sony.net/Products/Media/Microvault/faq.html
Mijereva ihany driver-na clé usb hafa any, fa tokony handeha!

3. lapino
(
10/01/2006 12:01)
Ity ohatra: http://kzorg.free.fr/Win98Drv1130_8.2.exe
Tokony ho mety io. Dia mazotoa :)
Tokony ho mety io. Dia mazotoa :)
4. andrinirs
(
10/01/2006 12:43)
efa nandramako daholo ny driver tao @io site io fa tsy misy mande daholo sa za no tsy mahay mampiasa azy.
lapino:
Raha ity dia tsy misy driver ho an'ny win98 io clé io: http://www.sony.net/Products/Media/Microvault/faq.html
Mijereva ihany driver-na clé usb hafa any, fa tokony handeha!
5. lapino
(
10/01/2006 12:49)
Sao dia driver tsy izy izany?
Ilay nomeko faharoa ampiasaina: http://kzorg.free.fr/Win98Drv1130_8.2.exe
Redémarrer-na ny ordi rehefa vita ny install

7. vancleef
(
10/01/2006 16:53)
Ity misy lien iray
http://drivers.softpedia.com/get/Other-DRIVERS-TOOLS/Others/Sony-Micro-Vault-USM-10.shtml
Raha tsy mandeha ilay lien dia lazaivo aho dia halefak fichier attaché ilay driver

8. vancleef
(
10/01/2006 17:15)
Ity misy lien any @ Sony hafahana mi-télécharger ny driver Micro Vault sy zavatra hafa.
http://www.sony.net/Products/Media/Microvault/download.html

9. andrinirs
(
11/01/2006 05:42)
merci bcp fa ela be vao misokatra le site fa raha tsy mampaninona anao dia alefaso fichier attaché aty amiko @ty adresse ity nyainas@refer.mg.
vancleef:
Ity misy lien iray
http://drivers.softpedia.com/get/Other-DRIVERS-TOOLS/Others/Sony-Micro-Vault-USM-10.shtml
http://drivers.softpedia.com/get/Other-DRIVERS-TOOLS/Others/Sony-Micro-Vault-USM-10.shtml
Raha tsy mandeha ilay lien dia lazaivo aho dia halefak fichier attaché ilay driver
10. andrinirs
(
11/01/2006 11:02)
tena tsy misy mande le izy ry zareo a efa nandramako daholo ilay nomen'i lapino sy vancleef fa tsy misy mande daholo e,izay rehetra hitako @net koa aloha h@zao mbola tsy misy mety daholo
11. andrinirs
(
11/01/2006 11:16)
mahagaga ana ange fa presque mivarotra an'ity clé usb sony ity daholo ny mpivarotra consommable info eto tana nefa dia tsy mande @win98 daholo zany izy rehetra ireny sa mety misy manana pilote ihany quelque part.Zay mba manana io pilote io dia mba vonjeo fa tena maty antoka be mintsy ny tenanay e.Misaotra r'zala a
13. ds
(
11/01/2006 13:33)
Raha azoko tsara ny dinika mandeha, dia efa nanandrana pilote maromaro ianao nefa tsy mahomby. Sao dia ny pilote fôpla napetraka taloha kosa no manakana ny tena izy tsy handeha.
Jereo ao amin'ny Base de régistre (Démarrer/Exécuter/regedit) sao dia misy pilote USB fôpla. Tsy manana Win 9x aho ka tsy fantatro tsara ny clef ahitana azy.
HKEY_LOCAL_MACHINE\SYSTEM\ControlSet.
Isaky ny pilote dia misy clef (dosie mavomavo) toy izao Vid_xxxx&Pid_yyyy (xxxx/yyyy miovaova arakaraka ny mpivarotra azy. Interface Produit Machine / Vendeur Machine).
Fafao izay heverinao fa tsy izy. Mety mila manao démarrage en mode sans échec vao afaka mamafa azy. Alohan'ny hamafana azy, dia aza hadinoina ny manao tahiry kely (sauvegarde system.dat).
Avy eo avereno apetraka izay pilote azonao antoka fa tena izy.

14. vancleef
(
11/01/2006 16:33)
Ilay lien faharoa tena any @ Sony dia jerevo tsara ny modèle ilay cle USB.
Ilay modèle USM64C/128C tsy afaka halefako fichier attaché @ mail satria 32 Mega ilay izy faha ilay modèle USM128E/256E/512E/1GE halefako satria 73 K fotsiny (98DRIVER_vDE050512.EXE).
Désintaller daholo aloha ny driver USB ao @'ilay ordinatera izay voa installe-vo ilay vaovao

15. andrinirs
(
12/01/2006 05:57)
slt,efa ho pilote 20 angamba no nandramako tao efa azoko daholo ny pilote t@ net fa tsy misy mande daholo fa handramako indray io hevitra natoronao io dia hampahafantariko anao ny tohiny.
Dia misaotra betsaka
@+
Dia misaotra betsaka
@+
ds:
Raha azoko tsara ny dinika mandeha, dia efa nanandrana pilote maromaro ianao nefa tsy mahomby. Sao dia ny pilote fôpla napetraka taloha kosa no manakana ny tena izy tsy handeha.
Jereo ao amin'ny Base de régistre (Démarrer/Exécuter/regedit) sao dia misy pilote USB fôpla. Tsy manana Win 9x aho ka tsy fantatro tsara ny clef ahitana azy.
HKEY_LOCAL_MACHINE\SYSTEM\ControlSet.
Isaky ny pilote dia misy clef (dosie mavomavo) toy izao Vid_xxxx&Pid_yyyy (xxxx/yyyy miovaova arakaraka ny mpivarotra azy. Interface Produit Machine / Vendeur Machine).
Fafao izay heverinao fa tsy izy. Mety mila manao démarrage en mode sans échec vao afaka mamafa azy. Alohan'ny hamafana azy, dia aza hadinoina ny manao tahiry kely (sauvegarde system.dat).
Avy eo avereno apetraka izay pilote azonao antoka fa tena izy.
16. ds
(
12/01/2006 11:06)
Tsy tadidiko raha efa nisy nilaza fa ho an'ny Windows 9x, rehefa ampiasa USB, dia tsy maintsy apetraka (install) aloha ny pilote izay vao atsatoka ilay fitaovana.