code de travail

1. ari.malala ( 09/01/2006 07:19)
Iza ry zareo no afaka manome ahy ny code de travail Malagasy? na koa ny site web na ny adresse mail ny inspection de travail? Misaotra mialoha.
novalian'i fijo ny 11/01/2006 20:53
2. naritsimba ( 09/01/2006 09:42)
Ao Antsahavola ampitan'ny Aro no misy ny Inspection de travail
Dia mazotoa zandry
3. ari.malala ( 09/01/2006 10:15)
Merci bcl zoky a :) :-*:-*
4. ds ( 09/01/2006 11:36)
Raha manana fanontaniana manitikitika momba ny Fehezandalàna momba ny asa ianao, dia apetraho ihany sao azo valiana eto ;-)
5. ari.malala ( 09/01/2006 11:38)
ds, aleo fa halefako @ hafatra any @nao manokana raha tsy mampaninona anao :)
6. ds ( 09/01/2006 12:30)
ari.malala:

ds, aleo fa halefako @ hafatra any @nao manokana raha tsy mampaninona anao :)

OK !


7. vancleef ( 09/01/2006 14:22)
Soa dia mety mahasoa
http://www.cleiss.fr/docs/regimes/regime_madagascar.html

http://www.cleiss.fr/docs/regimes/regime_madagascar.html
8. ari.malala ( 10/01/2006 05:16)
Vahinala, misaotra betsaka :)
9. fijo ( 10/01/2006 20:54)
ari,ny code any anie tsara e,fa le fampiharana no olana.
10. ari.malala ( 11/01/2006 06:33)
fijo, marina koa alo zany e...
11. fijo ( 11/01/2006 20:53)
ny antony dia tsotra,manoa izay hitazomana ny orinasa ny fanjakana ,hany ka ny zo no lasa amaivanina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1186