Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i zarbi, milahatra araka ny daty
zarbi
(
07/02/2006 07:24)
invitation ho ao @ llb
ny llb dia fikambana ny mpiara mamaky ny baiboly
isaky ny sabotsy @ 09h hoan ny adolatsento
eo antaninarenina no misy azy eo @ totobato
mora hita tongava maro...
tohiny
novalian'i moi ny 17/02/2006 04:18
zarbi
(
10/01/2006 07:14)
ke faire des athés
nisy viavy tsy mino an ANDRIAMANITRA na i BOUDHA na tou les otres Dieu ke vous connaisser
tao @nay ka lasa fanalana ny tsy finony
ny mahagaga anefa dia catolika ny papany
ary ny mamany maty
io fa...
tohiny
novalian'i marozevo ny 08/02/2006 00:41
zarbi
(
10/01/2006 07:06)
les chateurs ve rasty B foana ee ????
ry viavy rehetra nandinika aho die ohatran ny hoe vitsy kely ny bogosy any @ tchat sa izao no tena ratsy chance foana éééééééé
?
io mba valio moa...
tohiny
novalian'i avana ny 23/01/2006 13:32
