invitation ho ao @ llb

1. zarbi ( 07/02/2006 07:24)
ny llb dia fikambana ny mpiara mamaky ny baiboly
isaky ny sabotsy @ 09h hoan ny adolatsento
eo antaninarenina no misy azy eo @ totobato
mora hita tongava maro
novalian'i moi ny 17/02/2006 04:18
2. ANARIM ( 07/02/2006 08:17)
misaotra d ho hita eo! fa inn le adolatsento klou ô?
3. Fiffi ( 07/02/2006 08:29)
ie! inona ilay adolatsento? Noheveriko hoe "adolesansy" :-D kay tsy izany fa mba azavao kely hoe!8O
4. diamondra27 ( 07/02/2006 08:39)
zarbi: raha tsy mampaninona anao de ampiako io fiantsoanao io hoe: ny eto france indray de jereo ity:

www.llbfrance.com

de misy setion malgache ao, de izay ny momba antsika.(miala tsiny @filoha eto france raha nametraka an'io za, satria misy ifandraisany @ le size)

de mazotoa doly
5. diamondra27 ( 07/02/2006 08:44)
raha misokatra le site an! de CLIQUER sur CONTACT

De mahita tableau ianareo eo ambany kely eo an! de CLIQUER sur LA SECTION MALGACHE
6. beza ( 07/02/2006 09:35)
Raha tsy mampaninona an'i Diamondra sy zarbi ihany koa dia hampiako hoe ity misy rohy fihainoana radio mifandray amin'ny llb malagasy http://www.faniloradio.com

Mandrapanoratra dia tahin'ny Tompo
7. diamondra27 ( 07/02/2006 09:48)
tena tiko be io fanilo io ka!

sady vao nanomboka omaly ny fihainoana toriteny,klik eo @ le oe podcast raha hihaino fandaharana

fa misy ihany koa ange raio tsara koa ny mihaino azy an! radio notre dame FM: 100.7 izy eto france, ary koa http://www.radionotredame.com raha eto @ internet, de le isakalarobia miaraka @ Père Guilbert iny no mafinaritra ahy ny mihaino azy manomboka @ 20H en france
8. Mifenty ( 07/02/2006 10:08)
mlay le reto a.

9. Veloo ( 07/02/2006 19:58)
tsssssssssss tsynisokatra ilay fanilo kle :(:-w:-w
10. beza ( 08/02/2006 06:39)
Miarahaba
mety diso ianao fa tokony hisokatra ka
ity haveriko ity
http://www.faniloradio.com
http://www.faniloradio.com
11. Mifenty ( 08/02/2006 08:39)
misokatra soa aman-tsara io radio io ka.

ary tena manome aina tokoa.
12. dadabe ( 08/02/2006 08:49)
hummm diamondra merci:-*(l)
13. diamondra27 ( 08/02/2006 09:18)
dadabe:(l):*:*(l)tsy misy fisaorana e!
mifenty: bienvenue au club e! henoy tsara ny hira...
de misokatra ny fisoratana anarana hanao chorale:-D:-D
veloo: ny ahy koa aloha nisokatra le fanilo e
14. jentilisa ( 08/02/2006 12:42)
mba ataovy hoe fmmb rehefa teny malagasy fa llb rehefa teny frantsay ô!
15. diamondra27 ( 08/02/2006 13:18)
ngah jentilisa ao @ FMMB? Mampamangy ny rehetra ao ary e! de mazotoa doly
16. dadabe ( 08/02/2006 14:38)
diam:*:*ondra okay :*
17. jentilisa ( 09/02/2006 05:03)
tao aho fa tsy hoe mbola ao! tsy dia manam-potoana loatra manko!
18. diamondra27 ( 09/02/2006 06:07)
jentilisa:Mampamangy an'i Mme Emilienne e!raha mbola ao izy
19. beza ( 09/02/2006 06:41)
Miarahaba
Ary iza daholo ireto mpira mamaky ny baiboly tsy mifankahalala ireto e!
izahay izao tanora A tao antaninarenina, ary ry Diamondra taiza.
raha te hiresaka @ mpikambana tao dia mandalova ao @ fanilo e!
"fanilon'ny tongotro sy fanzavana ny lalako ny teninao" izay ilay antsika...
Na izany na tsy izany ao @ FMMB mpikambana daholo rehefa mampiasa ny karatrin'ny Mpira mamaky ny baiboly, ilay mana isan'andro ao @ faniloradio.http://www.faniloradio.com
tahian'ny Tompo e!
20. beza ( 09/02/2006 06:47)
Ary ahoana isika raha samy mandray anjara @ ilay TETIKASA DIEM hataon'i Hery e! Aleo mifanome tanana fa asa be io, mila antsika rehetra mandray anjara, izaho mety hanafatra DIEM any Madagasikara mihintsy fa tsy manana aho, dia hasiako hafatra amin'ny Forum n'ny site hiandraiketako mba hanentana ny namana rehetra hifanome tanana.
Hisaorana be dia be i Hery, nanana io hevitra io.
fa dia hotohanana araka izay tratra.raha vao mahazo ilay DIEM dia efa raikitra e!
Ho tahin'ny Tompo ianao Hery a!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.939