invitation ho ao @ llb
21. hery
(
09/02/2006 07:25)
misaotra be dia be an'i beza.
Ny Tetikasa DIEM dia hitanao ao amin'ny http://baiboly.serasera.org
Ny Tetikasa DIEM dia hitanao ao amin'ny http://baiboly.serasera.org
22. diamondra27
(
09/02/2006 07:36)
beza: za nge raha vao nahalala le site de nanontany hoe: tsy FMMB ve 'ty, na le hoe: fanilo aza de tonga de fantatra, hihihi.
De arahabaina 'zany fa nihanitombo ny mpikambana e! Za efa tranainy ihany tao fa tsy ho fantatrao aloha e!, sefo be no mahalala ahy.
Momba ny fitaomana le tetikasa DIEM njay de tsy afaka mandray anjara za aloha fa any aoriana ngamba, sady tsy manana no atsy ho atsy efa manana mission hafa atao fa mifampivavaka eo ihany ahitana ze mety e!
fa de atomboy de manaraka eny zahay e!

23. beza
(
09/02/2006 08:18)
diamondra27:misotra nametraka hatra tao @ boky volamena e!
ilay podacast efa nisy foana hatramin'ny voalohany ka fa ny fandaharana no nisy fahatapahany kely fa simba ny PC, dia hirahira fotsiny no nandeha nandritra ny 1 sem, dia efa miverina izy izao.
Hisy fandaharana vaovao ho avy hanampy ireo, hisy tantara mitohy sy ny sisa, manomboka @ volana ho avy raha sitrapon'ny Tompo.

24. Mifenty
(
13/02/2006 08:06)
za kou aza mambra tao talou kou
i Beza io aza ngody fantako le.
fa za mou ry K1000 no tena mpiaraka tao.
i Beza io aza ngody fantako le.
fa za mou ry K1000 no tena mpiaraka tao.
25. beza
(
13/02/2006 09:39)
Mifenty: mety fantatroa aho ka, izaho indrindray no tsy dia mahatadidy olona lotra fa endrika dia tadidiko tsara.
Ny mety hahalalanao ahy dia izaho tao @ section artistique taloha "Ny ako". efa tao @ Club de jeune ihany aho taloha niraka t@ ndry K1000 sy ny hafa, tao amin'ny tanora A ihany koa za.
Ny mety hahalalanao ahy dia izaho tao @ section artistique taloha "Ny ako". efa tao @ Club de jeune ihany aho taloha niraka t@ ndry K1000 sy ny hafa, tao amin'ny tanora A ihany koa za.
26. zarbi
(
14/02/2006 06:46)
ny adolantsento reto dé adolescent aaaaaa
misy koa ny tanora A fa izao manasa ny adolescent mba anatevina anay éééé
@ 9 ora
mba tongava moa éééé
misy koa ny tanora A fa izao manasa ny adolescent mba anatevina anay éééé
@ 9 ora
mba tongava moa éééé
27. naritsimba
(
15/02/2006 04:51)
zarbi> Misaotra @ ilay fanasana fa ny tenako dia tena tsy afaka raha vao sabotsy sy Alahady fa tena be andraikitra ao @ sampana misy ahy ao am-piangonana ary matetika no mandeha manao asa fitoriana zahay rehefa sabotsy sy Alahady fa dia mirary soa ary hahatanteraka ny asa izay sahaniny isika rehetra, ka ho eo ambany fitarihan'Andriamanitra ny asa izay atao.
28. moi
(
16/02/2006 09:30)
Ho an'ny manan-janaka kely kosa dia mba alefao any izy ny alarobia hariva fa izay no fotoanan'ny petite et grande section e (2ora30 hatramin'ny 4ora)
30. moi
(
17/02/2006 04:18)
Fianarana sy fandinihina soratra masina no fantatro hoe isaky ny Alarobia 12h iny