Liste des messages
Liste des messages, inserés par lemenakely, par ordre de date
lemenakely
(
08/12/2009 11:08)
Malagasy leo ny manao ny marina!
Malagasy leo manao ny marina! Diso ve ny tenin-drazana manao hoe :"ny marina ny tsy maty fa manjàka ny fitaka , ny herisetra no atao ody faty ?"...
suite
répondu par Mirananirina le 08/12/2009 13:42
lemenakely
(
11/11/2009 18:45)
ianareo ve leiretsy tsy leony ahhh!
wa wa wa epuis mois de janvier , efa ho tapitra ity ny taona 2009 , mbola wa wa wa! :idea: ...
suite
répondu par pikatti le 11/11/2009 23:38
lemenakely
(
10/08/2009 16:57)
Aoka izay ny fifanenjehana sy ny fifanarsatsiana!
Tsy tokony ajanona @ izay ve ity fifandrangitana sy fifankahalàna ity e? Tsy handroso velively mihintsy isika raha toa izao foana , tsy ho mora ny hanrina izay rehetra simba izay fa tokony hibanjina ...
suite
répondu par desirelyaime le 13/08/2009 18:23
lemenakely
(
16/07/2009 05:29)
Valaka ihany Ratsivalaka hi hi hi...
Mbola ahita ny anganony ihany isika malagasy @ ity akamakama sy fianakams ity !Raha mba compétent (e) moa ka haninona ?
Tokony mba haka lesona @ izay ve e?
Efa nanao an io na Ratsiraka na Zafy ...
suite
répondu par fijo le 17/07/2009 20:33
lemenakely
(
01/07/2009 15:29)
Ça suffit hoy Dadah Rabel (Mahaleo ) marina izany !
Ho antsika izay nahita ilay horonantsary Mahaleo , dia hitako mahafehy ny anton izao korontana 2009 izao , ny tarika Mahaleo mantsy dia azo atao hoe tsangambato sy vavolombelon ireo zava- nisy depuis ...
suite
répondu par pikatti le 02/07/2009 18:03
lemenakely
(
08/06/2009 13:06)
10 aout 1991 sy 07 février 2009 , an iza ny hadisoana ?
Raha vao mitonona ireo daty ireo dia ao antsaitsika ny voalohany Iavoloha ary ny faha 2 Ambohitsirohitra , ny iraisany dia ny vono olona , izay tsy asiana teny lava ...
Fa ny fanontaniana mipetraka...
suite
répondu par endrika01 le 09/06/2009 08:42
lemenakely
(
26/05/2009 11:13)
Sexy raha adika teny gasy ?
Inona marina moa izany no atao hoe sexy ? Inona no antony? Ary raha adika teny gasy .....
suite
répondu par bazylou le 13/06/2009 13:46
lemenakely
(
17/05/2009 09:50)
Tsikaritro koa ny fidiran ny havan ireo mpitondra hatrizay..
Tpkl Tsiranana irery no hany tsy nanafangaro ny fiainana ara- politika sy fianakaviany.Ankotr izay nampiditra ny havany na ny havam- badiny nefa maro ny tsy comptents akory
Ratsiraka: Pascal Velo...
suite
répondu par benkintana le 17/05/2009 21:01
lemenakely
(
15/05/2009 04:49)
Tsy hisy mpitondra sy fanjakana ho vanona intsony eto satria
Tsy hisy mpitondra sy Fanjakana ho vanona intsony eto satria izay tonga teo @ fitondrana dia tsy nieritreritra afatsy ny nameno paosy sy ny akamakama.Manao fampanantenana be diso tafahoatra rehefa pro...
suite
répondu par xxx le 16/05/2009 00:03
lemenakely
(
13/05/2009 05:24)
13 mai anio , mety inona no hitranga?
Ingahy Organes dia nanambara fa tsy ekena ny filaharana sy famoriam- bahoaka eny @ kianjan ny 13 mai , etsy andaniny ny mpiara- dia @ Tim dia nilaza fa hanao io fihetsiketsehina io anio 13 mai 2009 . ...
suite
répondu par locl le 13/05/2009 09:52
lemenakely
(
12/05/2009 12:16)
Mila campagne de sensibilisations ny mpitondra sy ny vahoaka
Ny fijeriko azy dia mila fanabeazana mihintsy manomboka ny zaza ka hatramin ny FILOHA ny vahoaka malagasy , ny antony dia TSY MAHAY MIFANAJA intsony ny olona @ izao na ara-tsaina na ara-batana , ary ...
suite
répondu par lemenakely le 13/05/2009 04:38
lemenakely
(
11/05/2009 21:30)
TGV= Zafy Albert ?....
Raha ny fandinihako azy dia misy ifandraisany ny zavatra nataon i Zafy Albert sy Andry TGV @ izao .
Atao daholo izay zavatra nifanohitra t@ ilay mpitondra teo aloha , farany namato - tena toy ny s...
suite
répondu par xxx le 12/05/2009 08:55
lemenakely
(
11/05/2009 16:29)
Ny fahantrana no tena olan ny gasy ,ny mpitondra anefa...
Ny fahantrana no tena olana ary nandrendrika ny soatoavina mahaolona ( valeur humaine) ho an ny malagasy !
Etsy andaniny ireo mpitondra nifanesy dia Tia Kely sy nanao akamakama nihinana ny volam- ...
suite
répondu par lemenakely le 12/05/2009 12:01
lemenakely
(
09/05/2009 15:17)
Ny very asa lasa SDF, mitotongana ny ariary, rano tapaka!..
Ho aiza ary andeha ho aiza izany izao isika ?Toa rehefa dinihina @ saina tsy miangatra dia Manomboka mivarilavo ny fiainan ny gasy @ ankapobeny .
Hanova ny fiainan ny malagasy aho hoy i Andry , ary...
suite
répondu par 08051972 le 10/05/2009 14:55
lemenakely
(
05/05/2009 14:51)
MILA DIOVINA KELY ITY FORUM ITY RA HERY FA BE VIRUS A!
Mila antivirus tena matanjaka ny forum nao RAHERY fa lasa be virus ity forum ity :SERZAKOMANDA , MANELATRA, NAMANABE ,...
...
suite
répondu par xxx le 05/05/2009 18:03
lemenakely
(
04/05/2009 18:03)
Zavatra tokana no mba iraisako hevitra @ TGV!.
Mila ampihavanana ny malagasy hoy izy, miombonkevitra aminy tantetaka aho momba io ary zava-dehibe io !
Fa ny fanontaniana manitikitika dia hoe : Rahoviana no atao izy ity?
Inona no andrasan...
suite
répondu par sitlo le 04/05/2009 20:22
lemenakely
(
03/05/2009 18:56)
Mitombina ihany ve hoe iza no ao ambadik izao?
Raha arahina tsara ilay video asa mitombina ve hoe iza marina no tena ao ambadik izao
http://www.youtube.com/watch?v=o8MgF2Y7yjM...
suite
répondu par fijo le 05/05/2009 21:18
lemenakely
(
02/05/2009 21:08)
Tsy mety miarin- doha mihintsy ny toe- karena malagasy!..
Ohatran ny mba tsy rariny ihany ny toetsainan ny mpanao politika malagasy sasantsasany, satria dia isaky ny mba miarindoha Kely ny économie nationale dia ataony izay hiverenana @ 0 lava izao...Mahon...
suite
répondu par penguin le 04/05/2009 09:40
lemenakely
(
30/04/2009 09:01)
Misy génération na olona tsy fanao ianao mihintsy e!
Raha ny fijeriko azy ary mino aho fa ny ankabeazanareo dia miombon-kevitra amiko fa misy génération na olona tena tsy fanao ianao mihintsy eto MADAGASIKARA!
Civisme=0
fahalalàna=0
savoir vivre...
suite
répondu par xxx le 30/04/2009 22:16
lemenakely
(
29/04/2009 11:25)
Raha aretina dia mila Bilan , fa ity politika ity ...
Raha amiko manokana dia fotoana izao tokony'' Hieritreretana Lalina'', ary koa hifametrahana fanontaniana .
Nahoana no mifandoro trano , orin asa ny samy malagasy?
Tsy mifampiditra antrano intsony...
suite
répondu par fijo le 29/04/2009 19:27
