Valaka ihany Ratsivalaka hi hi hi...

1. lemenakely ( 16/07/2009 05:29)
Mbola ahita ny anganony ihany isika malagasy @ ity akamakama sy fianakams ity !Raha mba compétent (e) moa ka haninona ?

Tokony mba haka lesona @ izay ve e?

Efa nanao an io na Ratsiraka na Zafy na Ra8 , dia mbola manao koa ny TGV!
répondu par fijo le 17/07/2009 20:33
2. nathie86 ( 16/07/2009 06:01)
hihihihihhi, faly b zany zao Guy Rivo hahahahahahhaa :)
3. xxx ( 16/07/2009 06:12)
aza hitako ka handeha hanantevna eny @ magro koa ratsilavaka ,izay mantsy le toe tsaina rehefa voaroaka dia mamaly faty be fotsiny izao :-D :-D :-D
4. lemenakely ( 16/07/2009 06:30)
Izay mihintsy no mahavoa , mandraky ny efa tsy compétente dia refa limogée dia mamaly faty , aiza no mba handroso ?

Amiko dia vitsy no maire tena compétent teto Antananarivo hatramin izay fa atao poste politique loatra ilay izy .Be koa angamba ny fakampanahy satria misy sosy Antananarivo dia ny mankany ampaosy no bdb !..
5. ari.malala ( 16/07/2009 06:35)
Ka mbola te hibodo toerana aza izy ko!
6. scott ( 16/07/2009 09:42)
:D :D :D :D :lol: :lol: :lol:
7. xxx ( 16/07/2009 10:47)
matsiro ilay seza e ... miam !!!
8. max2 ( 16/07/2009 12:42)
aiza ny tsy ho valaka ita ankehitriny fa tsy mavita na manangana na mamorona zavatra mba tsara ireto faty ireto .ny mandrava sy ny mamotika izay iany no mba talentany kanefa mba tadidio sy saino tsara anie irony ankatony tananarivo teo aloha ny lalana madio vita misy aingony misy jiro nany mandendeha aza aminy alina mafinaritra ankehitriny anefa toa zary nofinofy izany votonga i rajoely de rava vetivety ny ankantony tanana tsy nisy nade 1 aza mba notohizany na nokolokoloina ny atsara koko ny tanana fanimbana no setriny de lazaina fa finganina fona tsy misy vola oe wa wa wa fona nefa teo izy tsy misy zavabita akory .nanao coup d'etat indray de lazaina fa tsy vola ze zavatra rehetra alehany de tsy misy vola fa inona iany e! kanefa ange mba mahita vola amina miliara omena ireto aliaka mpiambina sode mamadika de mbola tsy tonga saina iany ny gasy sa efa diso tsy misaina fa olona tsy afaka ny hiotra aminy fiainana
9. ndotofetsy ( 16/07/2009 17:42)
io le hoe tsy mahavoa mahafanina mahavoa mahafaty ka rehefa manala olona ambony seza tsy mahatsiaro izany fa rehefa voa dia mipapapapa

=)) =)) =)) =)) =)) =))
mora manala fa sarotra ny mitazona haha
10. tsimatimanota ( 16/07/2009 18:10)
VALAKA REHEFA TENGENANAN NY ANDHEVOLAHY TGV MIANAKAVY
11. fijo ( 16/07/2009 20:02)
dia DJ indray izany izao??hummm revy be ao tana ao izany an
12. ari.malala ( 17/07/2009 12:11)
loza fa hivadika boite de nuit Tana sy Madagasikara!
13. fijo ( 17/07/2009 20:33)
raha mba izay fotsiny moa ko haninona fa hanjary le gaboraraky ny boite no loza
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.053