TGV= Zafy Albert ?....

1. lemenakely ( 11/05/2009 21:30)
Raha ny fandinihako azy dia misy ifandraisany ny zavatra nataon i Zafy Albert sy Andry TGV @ izao .

Atao daholo izay zavatra nifanohitra t@ ilay mpitondra teo aloha , farany namato - tena toy ny salaka tao , ary rafotsibe kendam-bomanga ary matin ny nasesiny tao !
Izao navoaka ny gadra politika rehetra, ampodiana ny exiles .
Nosokafana ny fiangonana FPVM
Akatona ny groupe Tiko
Rahonana izay mitady hanao fihetsiketsehana
Amidy ny Force 2


...

Aleo ny tantara no hitsara!..
novalian'i xxx ny 12/05/2009 08:55
2. ravalotgv ( 11/05/2009 21:34)
tapitra ny tantara hono
sniff
tcrouff

:^) :^) :^) :^)
3. boubounezy ( 11/05/2009 22:05)
ravalo tgv f'aona ny tapitra? tsisy tantara tapitra zany eo ra tsy lany maty2 fona dôly ny gasy zay vô viiiiiiiiiitaaaaaaaaaa!!!! mampalaelo b ny mahazo firenentsika efa tsitako tsony z lazaina alou é!
4. xxx ( 12/05/2009 05:35)
Hoy i lemenakely

farany namato - tena toy ny salaka tao , ary rafotsibe kendam-bomanga ary matin ny nasesiny tao !

zay mintsy no hiafaran'io HAT io ,midoboka ho azy eo
Lany vatsy efa tsisy ny ppn norbaina t@ TIKO ;zao mitady volan'ny talliban zao ndray , tena tsy avotra
5. xxx ( 12/05/2009 08:55)
Ny tantara dia mbola mitohy e mitohy e mitohyeee

Na nangala-bato aza Ravalo t@ fifidianana
Ny tantara dia mbola mitohy

Na nogadrain'i Ravalo daholo aza ny mpifanandrina aminy
ny tantara dia mbola mitohy eeee

Na nanao coup d'etat aza i TGV
ny tantara dia mbola mitohy ee

Na ho eny @ Magro daholo ny olona
Ny tantara dia mbola mitohy eeeee

Na ho gadraina daholo ny mpanakorontana
Ny tantara dia mbola mitohy eee

Na ho tafaverina na tsia aza i Ra8
Ny tantara dia mbola mitohy eeeee

Na hiongana rapitso na tsia aza ny HAT
ny tantara dia mbola mitohy ee mitohy eee mitohy eee
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0487