Mitombina ihany ve hoe iza no ao ambadik izao?

1. lemenakely ( 03/05/2009 18:56)
Raha arahina tsara ilay video asa mitombina ve hoe iza marina no tena ao ambadik izao

http://www.youtube.com/watch?v=o8MgF2Y7yjM
novalian'i fijo ny 05/05/2009 21:18
2. xxx ( 03/05/2009 19:01)
ry lemenakely koa taraiky be izao ve vao lazainareo io vao2 nefa efa presque 2mois lasa izay
snif snif
chtourf
3. lemenakely ( 03/05/2009 19:13)
xxx:

ry lemenakely koa taraiky be izao ve vao lazainareo io vao2 nefa efa presque 2mois lasa izay
snif snif
chtourf



mazàva alou ity xxx iray ity , i bazylou alias ravalotgv !!tratra ingahy

miomàna fa hisambotra an ingahy ny CAPSAT
4. xxx ( 03/05/2009 19:32)
lemenakely:

xxx:

ry lemenakely koa taraiky be izao ve vao lazainareo io vao2 nefa efa presque 2mois lasa izay
snif snif
chtourf



mazàva alou ity xxx iray ity , i bazylou alias ravalotgv !!tratra ingahy

miomàna fa hisambotra an ingahy ny CAPSAT


Ah! ah ah ah ah ! ,voa indray lemenakely tamin' iny !!
Mba dôuny kely any alôu ny namana ra misy ry tsamy aà !

sniff !
tchouff !
:lol: :lol:
5. rakaroka ( 03/05/2009 19:35)
Raha arahina tsara dia tsy kôpy akory izy hoe nisy an'izany kay raha tsy nampatsiahivina . Donk tsy nikotrika ny vita izany izy fa mi-comment ftsn ny nisy . Donk tsy izy loatra angamba le Frantsay tadiavinareo fa
"aseseho" hanaovana "enquéte" indray ny hafa !:lol: :lol: :lol:
6. lemenakely ( 03/05/2009 19:36)
jereo tsara fa hoy ny CAPSAT @ ingahy hoe BAZYLOU aiza ? aiza ilay PM n ny serasera , ampidiro ato anaty golf n ny CAPSAT , hi hi hi
7. Noue ( 03/05/2009 19:42)
io anie ilay tsy nazava hatramizay ee! i sarko milaza fa coup d'état nefa inona maninona no mitonatonana nandeha tany @ tgv ny ambasadaoro frantsay dia mody lazainy oe par principe??? avy eo indray firy andro avy eo no nanomezan'i tgv ilay tany firy hekatra hambolena sapin ho an'frantsay???
8. xxx ( 03/05/2009 19:43)
lemenakely:

jereo tsara fa hoy ny CAPSAT @ ingahy hoe BAZYLOU aiza ? aiza ilay PM n ny serasera , ampidiro ato anaty golf n ny CAPSAT , hi hi hi

Aie aie aie , donky zany raha azoko tsara ny resak'i lemenakely ,dia misy famotorana marina eto @ serasera ? c' est pas evident , parce que d' une manière c' est un site de communication publique et international.
Deuxio , tout le monde est libre de par son opinion et ses tendances politiques .En vertue de la libérté d' expression !!

:-D :-D
9. Noue ( 03/05/2009 19:45)
xxx:
Deuxio , tout le monde est libre de par son opinion et ses tendances politiques .En vertue de la libérté d' expression !!
raha mba tena marina moa io??? io indrindray ilay notakian'tgv nefa aiza izy zao????


10. xxx ( 03/05/2009 19:54)
Isika Gasy dia mitady olona na firenena hanilihana ny fahadisoantsika mandrakariva. Misy ambadik'izao e!!! tsy tokony ho maty Radadabe fa namosavian'ny tao andrefana e!!! nefa efa 90 taona latsaka kely.!!!!
Mikorotana i M/car ka ao ambadik'izao ny Frantsay e!!!! Nefa dia isika Malagasy no tena responsable @ zava-miseho eto amitsika. Raha i lafrantsa no mahavita manakorotana an'i M/car dia tsarovy fa misy Gasy mpamadika ao! Izay midika fa isika ihany no mamosavy tena.
Dia raha nasain'ny Frantsay hihinana t...y ve isika dia hihinana koa???
Aoka letsy zalahy ilay foto-pisainana fa tena mabany be loatra.
11. locl ( 03/05/2009 19:55)
Avelao izy hiteny ry XXX fa tsy tapen^'ambava hoatry ny ao Mada ny eto @ serasera, kanefa aza de tara be loatra koa moa ry "lemenakely" fa lasa ny mofogasy indray no malaza eo.
12. lemenakely ( 03/05/2009 20:01)
xxx:

Isika Gasy dia mitady olona na firenena hanilihana ny fahadisoantsika mandrakariva. Misy ambadik'izao e!!! tsy tokony ho maty Radadabe fa namosavian'ny tao andrefana e!!! nefa efa 90 taona latsaka kely.!!!!
Mikorotana i M/car ka ao ambadik'izao ny Frantsay e!!!! Nefa dia isika Malagasy no tena responsable @ zava-miseho eto amitsika. Raha i lafrantsa no mahavita manakorotana an'i M/car dia tsarovy fa misy Gasy mpamadika ao! Izay midika fa isika ihany no mamosavy tena.
Dia raha nasain'ny Frantsay hihinana t...y ve isika dia hihinana koa???
Aoka letsy zalahy ilay foto-pisainana fa tena mabany be loatra.



Izaho alou tsy hanilika hoe iza na iza fa mazàva tsara ilay fanontaniako hoe mitombona ve hoe iza no ao ambadik izao crise izao?

Raha arahina tsara ilay exposé dia tokony hazava ilay izy
13. xxx ( 03/05/2009 20:29)
[quoteIzaho alou tsy hanilika hoe iza na iza[/quote]
Tsy nisy nilaza akory teo fa i Lemenakely no nanilika ny fahadisoantsika fa aza matahotra ingahy. Raiso ho an'ny firenena ilay tena fa aza raisina perssonel.
14. rakaroka ( 03/05/2009 20:35)
xxx:

Isika Gasy dia mitady olona na firenena hanilihana ny fahadisoantsika mandrakariva. Misy ambadik'izao e!!! tsy tokony ho maty Radadabe fa namosavian'ny tao andrefana e!!! nefa efa 90 taona latsaka kely.!!!!
Mikorotana i M/car ka ao ambadik'izao ny Frantsay e!!!! Nefa dia isika Malagasy no tena responsable @ zava-miseho eto amitsika. Raha i lafrantsa no mahavita manakorotana an'i M/car dia tsarovy fa misy Gasy mpamadika ao! Izay midika fa isika ihany no mamosavy tena.
Dia raha nasain'ny Frantsay hihinana t...y ve isika dia hihinana koa???
Aoka letsy zalahy ilay foto-pisainana fa tena mabany be loatra.


^:^ ^:^ ^:^ Iombonako hevitra 100%
Variana manenjika ny hafa ftsn nefa tsy hita akory 'ze afitsoka!. ary na ny hohanina aza mbola manahirana!
15. xxx ( 03/05/2009 20:44)
Raha ny hevitro aloha dia marobe tokoa ny ambadik' izao raharaha izao , ary tsy ho voaatanisako eto angamba raha ataoko indray manoratra . Mety hisy ho hadino , nefa na izany aza dia ireto araka ny fandinihako azy :
Etats unies , Europes (allemagne, grande bretagne , france (corse,comores ), norvege , finlande , italie ,belgique, hongrie ,suisse ,bulgarie , autriche , monaco ,vatican) ,chine(tibet) , corée du sud , vietnam , thaillande ,birmanie ,phillipine, iran , soudan , somalie , kenya , mauritanie , maroc , liban , jordanie ,canada ,afrique du sud ,yemen du sud ,lybie ,inde (ceylan ) ,en fait ,misy hananan' i Mada litige momba ny resaka financement isan- karazany izay tsy mbola ho voatanisa eto koa ,miala tsiny . :idea:
16. xxx ( 03/05/2009 20:47)
De inona hono no nataon'ireo firenena ireo ao ambadik'izao??? mab azavao hoe fa tena mahaliana.
17. xxx ( 03/05/2009 21:00)
Ka izay ilay noteneniko teo hoe tsy ho voafaritro fa probable à 50% . :oops:
18. ravalotgv ( 03/05/2009 21:41)
ataon sarko miloloha pô nareo odiany oui non ui non de fanina daholo
efa nampitandrina kosa izy fa tonde andefasany maramila frantsay ze mikitika an i tgv sy ra8
sniff
tcrouff

:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
19. bazylou ( 03/05/2009 21:50)
bazylou hono alias ravalotgv!!!! :-@ :-@ :-@ :-@ =)) =)) =)) =))
20. bazylou ( 03/05/2009 21:54)
de inona koa no manaraka e!!!! :-D :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.1198