Mitombina ihany ve hoe iza no ao ambadik izao?

21. xxx ( 04/05/2009 00:08)
Ka izay ilay noteneniko teo hoe tsy ho voafaritro fa probable à 50% .

Ko izany izy hoe probable izany ary ko!!!! izay ilay mbola mahavoa antsika Gasy. Tsy manana profo mazava dia efa sahy manameloka avy hatrany.
Ekena fa manana fifandraisana @ ireo firenena ireo i M/car fa tsy midika akory izany fa avy @ ireo firenena ireo no mahatonga ny korotana eto @ tanana.
Ary hoe litige momba n'ny financement ahoana??? Sao dia tsy nahavoaloha trosa ary i M/car ka ny fananantsika no tsy maintsy atao takalo???
Tsarovy fa tsy ny Frantsay mihintsy no nangataka ny hamerenana ny fifandraisana T@ M/car tao aorian'ny nahalavo ny sosialist'i Ratsiraka fa isika no nisolelaka tany @ frantsa indray. Dia tonga indray Ra8 dia nanilika ny Frantsa na dia tsy direkta aza nefa dia nisolelaka indray ny handray ny sommet'ny Francophonie.
Raha jerena izany dia i M/car mihintsy no misavilivol tsy manana hazon-damosina.
22. rakaroka ( 04/05/2009 04:37)
xxx:


Raha jerena izany dia i M/car mihintsy no misavilivol tsy manana hazon-damosina.


Izay mihitsy ilay voambolana "MAHALAZA AZY" ^:^ ^:^ ^:^:wink: :-* :-* :-*


23. lemenakely ( 04/05/2009 07:30)
Ny hevitra moa samy manana ny azy , sady tera- bary , raha ny fijeriko azy dia diplomate be ingahy Sarko nefa misy fotoana izy ohatran ny lasa saina ihany , ilay teny hoe : l ancien président on a énormément de choses a raconter sur lui !...

Faharoa tokony tsy ho adinotsika ny zava- nisy hatrizay ny tsy naneken i Ra8 an i Gildas le Lidec , ny nandroahana ny père Silvain Urfer , ny nandroahana an i Olivier Peggy représentant RFI , izay frantsay avokoa

Fahatelo aiza no firenena ivezivezen i Rtoa Mialy @ izao ?

Ka amiko mila réflexion ihany ilay zavatra!...

Asa aloha e...
24. rakaroka ( 04/05/2009 12:24)
Na i ra-8 sy ny fianakams iny koa anie nivezivezy teto Frantsa e, fa tsy tafa angamba 'zé nandrandrainy t@ Frantsay dia manenjika sisa no azo atao , 'zany anefa raha ny marina dia noho ny tsy fahaizana "diplomatie".
Ka raha ny marina koa ny "tombon-tsoan'ny Entreprise no nimasoany" dia voatohintohina izao ny orin'asa, sisa atao manenjika ny misy hafa!
Ny "anatra" @ ity fanenjehana fahatany: "tara aloha matoa manenjika...MIEZAHA MAAAAAAAAAAAAFFFFFYYYYY @ lafim-piainana rehetra, ary "mahaiza mifandray sy maka lesona @ hafa fa tsy ny firindram-baravarana akory no hampandroso !"
25. xxx ( 04/05/2009 12:38)
Marina ny voalazanao ry rakaroka saingy indrisy fa tsy mahay mandray lesona @ tony fanenjehana fahatany itony ny TGV fa vao maika aza pira fa ny azay no miaramila no solom-bavam-bahoaka, mbola ho avy aminy ny tsy mety é,tsy fanirina akory izany fa ny atao no miverina,samy mijinja izay nafafany
26. fijo ( 05/05/2009 21:18)
ny politika anie haf any tenenina,de hafa ny atao e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0096