ianareo ve leiretsy tsy leony ahhh!
1. lemenakely
(
11/11/2009 18:45)
wa wa wa epuis mois de janvier , efa ho tapitra ity ny taona 2009 , mbola wa wa wa! :idea:
novalian'i pikatti ny 11/11/2009 23:38
3. zoam
(
11/11/2009 21:35)
aleo @ izay resaka propagandy no tokony ho ketrehana ,mba tsy ahalany an'ireo mpanao coup d'"etat ireo
4. fijo
(
11/11/2009 21:51)
izay mihintsy no tokony ho izy.satria miady aminn'y la frantsa izao,ka io mafimafy ihany
5. pikatti
(
11/11/2009 23:38)
Zà lesy efa hatramin'ny mbola kely no nandrevy an'izany menakely zany fa raha mbola ampazahon'elah anah io vilian'elah misy menakely io de mbola lerako ihany bainn a,ary elah koa angamba hoatran'izany matoa io no sarin-tavan-drangah:-D
Natao ahoana lesy ny tsy hiteny @ ireny zava-nitranga ireny klé,soa ihany ary fa nisy foana le mpandala ny ara-dalàna fa raha tsy izay fa nangina daholo ny Malagasy angamba ary mino aho fa tsy tonga t@ izao fifanarahana izao isika
Ny fanomanana an'io fifidianana io indrindra no nananganana an'io rafitra vaovao io
Miroso ny dia...