Tsikaritro koa ny fidiran ny havan ireo mpitondra hatrizay..
1. lemenakely
(
17/05/2009 09:50)
Tpkl Tsiranana irery no hany tsy nanafangaro ny fiainana ara- politika sy fianakaviany.Ankotr izay nampiditra ny havany na ny havam- badiny nefa maro ny tsy comptents akory
Ratsiraka: Pascal Velonjara , tpkl Rabemananjara, Raveloson Mahasampo ,..
Zafy: Serge Zafimahova, Zafy Aime..
Ravalomanana:Moxe , Haja ...

répondu par benkintana le 17/05/2009 21:01
2. ndaty
(
17/05/2009 11:07)
zao le fihatsarambelatsihy; Ianareo ihany no nanongana an'i Tsiranana vao hoe: izy irery izy irery; [b]sa ny maty sy ny niongana ihany no tsara, satria tsy afaka hiverina eo @ fitondrana intsony?[/b]
mavandivandy avao
mavandivandy avao
3. rakaroka
(
17/05/2009 11:52)
Dia marina kosa aloha 'ty fanamarihan''i Lemena ity fa maaaro ny fanomezana poste tsy amin'ny compétencen'i lé olona akory.
Mety tsy maninona ilay izy raha poste tsotsotra ohatra "spaoro" angaha, fa ny "poste clé" tokony mba jerena "compétence" ihany kosa e!
Ohatra izao raha olona teraka taty an-dafy no atao minisitry ny ati-tany any, izay tsy mahalala ny zava-misy any loatra , dia tsy mety!...tahaka izany koa ny "poste" klé hafa, tsy tokony bodoin'ny tsy "tsy alehany" @ lé izy, ohatra ny poste "affaire étrangère, tokony mbo olona nanao droit international ohatra na manana culture général , olona manana fifandraisana @ eran-tany, fa tsy hoe havako razaka avy etsy Anosibe dia 'ndeha omeko azy io toerana io! Sns...
'Za mahatsapa fa tsy ny teo aloha ihany no manao io fomba io fa h@ TGV izao aza!

4. lemenakely
(
17/05/2009 13:12)
ndaty:
zao le fihatsarambelatsihy; Ianareo ihany no nanongana an'i Tsiranana vao hoe: izy irery izy irery; [b]sa ny maty sy ny niongana ihany no tsara, satria tsy afaka hiverina eo @ fitondrana intsony?[/b]
mavandivandy avao
Akory tiky!
Nahoana raho ambaranao mavandivandy?
...Ty fiaina ara - politiky tsy azo afangaro amy raharaha antrano avao, mazava amy ty Ndaty?
Misy ahitsiko Kely tpkl Bemananjara no izy , minisitry ny affaires étrangère t@ 2e république izy io asa izay nahatadidy azy.Fa tpkl Rabemananjara indray efa fatatsika ny tantara raha tsy hiresaka afatsy ireo namany Raseta sy Ravoahangy fotsiny ihany ...