Zavatra tokana no mba iraisako hevitra @ TGV!.

1. lemenakely ( 04/05/2009 18:03)
Mila ampihavanana ny malagasy hoy izy, miombonkevitra aminy tantetaka aho momba io ary zava-dehibe io !

Fa ny fanontaniana manitikitika dia hoe : Rahoviana no atao izy ity?



Inona no andrasana?
novalian'i sitlo ny 04/05/2009 20:22
2. Noue ( 04/05/2009 18:07)
rehefa tsy ny capsat intsony no manjaka sy mandidy an'i tgv, saingy mbola be ve ny saosiny hividianana an'ireo mba hanaraka ny didiny ????
3. lemenakely ( 04/05/2009 18:10)
Ny vola manam- pahataperana , fa ny fahendrena kosa tsy mana-pahataperana!..
4. Noue ( 04/05/2009 18:19)
ka zay eee! voafandrika t@ adalany izy t@ nividianany ireo capsat, ary ho hitantsika eo raha hanaiky zay didin'i tgv ireo capsat ireo !! hélas, zany fahendrena zany kosa aloha dia asa re eee!! mbola hiverina @ zany ve izy ireo?????
5. SerzaKomanda ( 04/05/2009 18:30)
ampevanina @basy ry lemenakely a
nankaiza ny basiko teo
6. Noue ( 04/05/2009 18:33)
zany dia mahafaly anao???? :evil: :evil: :evil: :^) :^) :^)
7. manelatra ( 04/05/2009 19:33)
Ny amin 'i ralemena kely dia izao :

Fahalalampomba aza tsy hananay

Mitonatonana toa ny vinanto kely tsy mahare fosa

Te ho atao hoe hendry nefa kondrana

dia haninona ? hanerika sa hanavandra ary aza mitonatonana any an-trnon'olona intsony fa mahalalà fomba :twisted:
8. xxx ( 04/05/2009 19:35)
Lemena a! lemena 8) tsy voatery hitovy hevitra ny olona fa aza misary adala
9. ravalotgv ( 04/05/2009 19:48)
iza aloha no tena mibaiko ee andry tgv sa ndefo i ndefo mantsy hitako tena mamikitra be mitriny
tsy ampy dozy fa lanin i ra andrywui

snif kely de tchrouff kely

:@ :@ :@ :@ :@ :@
borka sisa
10. lemenakely ( 04/05/2009 19:49)
manelatra:

Ny amin 'i ralemena kely dia izao :

Fahalalampomba aza tsy hananay

Mitonatonana toa ny vinanto kely tsy mahare fosa

Te ho atao hoe hendry nefa kondrana

dia haninona ? hanerika sa hanavandra ary aza mitonatonana any an-trnon'olona intsony fa mahalalà fomba :twisted:


Tena tsy azoko mihintsy !...

Mifoka mosy angaha Manelatra ?
11. Noue ( 04/05/2009 19:56)
ary misy miakampofona mahintsiny ato zany eee!! :^) :^) :^)
12. lemenakely ( 04/05/2009 19:57)
Misy mihanika hazo be loatra
13. ravalotgv ( 04/05/2009 20:19)
HAZO AVO HALANDRIVOTRA MIANKARA TSARA ENY @ TENDRONY ENY TIFIRIN NY CAPSAT ENY

SNIFF
TCROUFF

:@ :@ :@ :@ :@
14. sitlo ( 04/05/2009 20:22)
"MILA"

Raha vao mbola hoe "mila" izany dia ny gasy no voalohany indrindra eto an-tany.

Fa ilay "fanatanterahana", faran'ny gisitra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.178