Tsy mety miarin- doha mihintsy ny toe- karena malagasy!..
1. lemenakely
(
02/05/2009 21:08)
Ohatran ny mba tsy rariny ihany ny toetsainan ny mpanao politika malagasy sasantsasany, satria dia isaky ny mba miarindoha Kely ny économie nationale dia ataony izay hiverenana @ 0 lava izao...Mahonena !
novalian'i penguin ny 04/05/2009 09:40
2. xxx
(
02/05/2009 21:24)
Fa angaha moa tsy fantatry i Lemenakely fa ny Econometre tsika Malagasy anie tsy misy chiffre mihoatra ny 3:00:00. Noho izany dia tsy maintsy averina 0:00:00 matetika sao lany ny pile. :-D :-D :-D :-D
4. xxx
(
02/05/2009 21:36)
Tsy any no fanotaniana tokony hipetraka satria dia samy mahala ny valiny isika. Ny fanotaniana dia hoe rahovina no mba hievitra ny ampiditra ilay Econometre mba misy chiffre maromaro @zay tsy mora tapitra tabilao ilay economie. :-D :-D :-D :-D
5. ravalotgv
(
03/05/2009 07:22)
tokony hamidy daholo ny bandy gasy sy ny sipa gasy ratsy tarehy rehetra dia mande be ny economie
amizay za rery miaraka @ sipa bedebe milay eto @ tanana
sniff
tcrouff
:@ :@ :@ :@ :@ :@
amizay za rery miaraka @ sipa bedebe milay eto @ tanana
sniff
tcrouff
:@ :@ :@ :@ :@ :@
6. Mirananirina
(
03/05/2009 07:48)
tokony hamidy daholo ny bandy gasy sy ny sipa gasy ratsy tarehy rehetra dia mande be ny economie8O 8O 8O
amizay za rery miaraka @ sipa bedebe milay eto @ tanana
sniff
tcrouff
8. penguin
(
04/05/2009 09:40)
Miarin-doha haingana io rehefa manosika mafy ny sous-officiers CAPSAT f'aza manahy. TGVendrana miharihary eo ihany
