Ça suffit hoy Dadah Rabel (Mahaleo ) marina izany !
1. lemenakely
(
01/07/2009 15:29)
Ho antsika izay nahita ilay horonantsary Mahaleo , dia hitako mahafehy ny anton izao korontana 2009 izao , ny tarika Mahaleo mantsy dia azo atao hoe tsangambato sy vavolombelon ireo zava- nisy depuis 1972 ka mandrak izao !
Ny tena nanaitra ahy dia ilay débat politique ( ady hevitra ) entre ny tarika Mahaleo taorian ilay fampisehoana teo Malacam , ary hoy i Dadah hoe ça suffit ! Il y a trop de conneries ...
Hitako marina ny zavatra lazain i Dadah , ary aleo tsy milatsaka sy manao politika merdique hoy izy
Ary avy eo ny tenin i Dama hoe : nitovy ny nataon ny Arema ihany no nataon ny TIM hoy izy tao Ambatofinandrahana , ary maro ny mpijapy train
Documentaire tsara ananana ilay DVD Mahaleo , tsy manao Pub akory sanatria .

novalian'i pikatti ny 02/07/2009 18:03
2. Noue
(
01/07/2009 16:07)
lemenakely:ny ahy indray ilay film reportage iny no hitako ary nahita an'i Dama tao @ senat raha tsy diso aho.
Ary avy eo ny tenin i Dama hoe : nitovy ny nataon ny Arema ihany no nataon ny TIM hoy izy tao Ambatofinandrahana , ary maro ny mpijapy train
Izaho kosa aloha dia tsy fan an'Mahaleo eee ! ary amiko manokana dia tsy tokony hiditra politika ny artista ! saingy atao ahoana fa samy manao zay tiany io ! ary henoko koa oe toa nisavoritaka be t@ Mahaleo tao cigale satria oe mpomba ny tgvendrana ry zareo ?? asa aloha zay fahamarinan'io fa hono no henoko !
3. lemenakely
(
01/07/2009 17:11)
Noue:

oui iny indrindra , izaho koa tsy hoe fan mahaleo 100% , fa nahatonga saina ahy iny doc Mahaleo iny , izay mahafehy ny fiainan ny gasy @ ankapobeny !
Amiko aloha tsy olana loatra n'y mpanakanto raha manao politika , fa tokony hanaraka ny étique
Ny tao @ la cigale tsy arako in1
4. Noue
(
01/07/2009 17:38)
ka inona moa no azo atao na hiteny na iza na iza oe ça suffit !!! moa ve mba henon'ireo mpitady seza zany teny zany ee ?? indrisy !
5. xxx
(
01/07/2009 18:59)
No::)
ka inona moa no azo atao na hiteny na iza na iza oe ça suffit !!! moa ve mba henon'ireo mpitady seza zany teny zany ee ?? indrisy !
Moa tokoa ve mba henon'ireo mpitady seza zany. Ampitapitao hatrany afrika atsimo any ity hafatr'i ra-No ity.
6. fijo
(
01/07/2009 20:54)
le izy manao poliyika aloha tsy olana,fa mba tokony hanaraka ny rariny,fa nentsika anie le politika natao hiainana ka izay no maha simba azy e.
7. essera
(
02/07/2009 05:28)
Noue:
ary henoko koa oe toa nisavoritaka be t@ Mahaleo tao cigale satria oe mpomba ny tgvendrana ry zareo ?? asa aloha zay fahamarinan'io fa hono no henoko !
Ao am site tim elah mijery an'io fa misy resabe io. Mahaleo mantsy ny hirany hatram zay efa milaza ny tsy mety am fitondrana foana. D ilay GTT sy ny TIM zao ange efa lasa extremiste d vao mis ts mifanaraka am sainy d gafiany foana e. Tsy misy alaharo alaharo izany ny an dr lerony e.
D izay les no ilàna an'i Charles ireny. Kôp élah ???
8. pikatti
(
02/07/2009 18:03)
ty essera ty anie miseho hoe tgv nefa tsisy miraharaha azy ny tgv ary marina ny azy koa hijapy ve
aleo reo ho any an-kady any :-D :-D
efa hoe merdique ny mpitondra sy ny polifikany