Mila campagne de sensibilisations ny mpitondra sy ny vahoaka
1. lemenakely
(
12/05/2009 12:16)
Ny fijeriko azy dia mila fanabeazana mihintsy manomboka ny zaza ka hatramin ny FILOHA ny vahoaka malagasy , ny antony dia TSY MAHAY MIFANAJA intsony ny olona @ izao na ara-tsaina na ara-batana , ary ny loza dia samy tsy mahafantatra ny fetran ny zavatra azo atao sy lazaina .
Dorana ny tranon ny tsy mitovy hevitra @ tena , fikasihan-tanana , famonoana , ...Efa tafahoatra loatra!
Ny filoha manafangaro zavatra maro : ny orin'asany manokana , ny fivavahana , politika
Ny mpanohitra sy ny eo @ fitondràna misahotaka , ny sasany lasa miara-dia @ mpanohitra rahampitso , ao koa ireo mpamadika palitao , sns ...
Fehiny mila jerena ifotony mihintsy ny olana eto @ tanàna e !

novalian'i lemenakely ny 13/05/2009 04:38
2. ndaty
(
12/05/2009 12:42)
io ndraike ra-menakely sy ny sujet bateau-ny.
miharatsy izao tontolo izao e!
mila miova toetsaina ny gasy e!
tia vola ny olona
mila miasa isika
Ny vehivavy tsy tia afa-tsy vola.
Ny lehilahy be mampirafy, tsy azo ianteherana
de tohizo e....
katsaka voanjobory, lojy, kabaro, antake...sns...

3. Mirananirina
(
12/05/2009 13:41)
ka io na tsara taiza hoatra an'inona ary rehefa ny vola no miseho,mahery io e
4. pikatti
(
12/05/2009 19:26)
Mamoaha elah hevitse ty ndaty ty fa tsy eo elah manao vali-boraingina eo!!!
5. lemenakely
(
12/05/2009 20:04)
Mba eritrereto @ saina tsy miangatra ny 1er ministre Romano Prodi ao italie dia samborina atao haza lambo , sy vulgaire trophée , ny filoha Berlisconi asaina miala @ basy ...
Na ny filoha Obama terena hiala
J hallucine !
Na ny filoha Obama terena hiala
J hallucine !
6. pikatti
(
12/05/2009 20:14)
Olona efa tsy mendrika anie ry zalahy ny ao é, efa teny ampihadohana dia efa loham-boto ,tsy mahagaga raha zao izy samy loha-bonto ndray no mifampitsako,
rava le Gasikara zay no tena mampalahelo,ary tsy maintsy ratsy fiafarana zao resaka masiso zao
rava le Gasikara zay no tena mampalahelo,ary tsy maintsy ratsy fiafarana zao resaka masiso zao
8. lemenakely
(
13/05/2009 04:38)
bazylou:
fa angah i romano prodi praiminisitra ?????!!! hors sujet
:-D :-D
Tsy @ izao fotoana izao fa teo aloha Kely , jereo ny google !