Aoka izay ny fifanenjehana sy ny fifanarsatsiana!
1. lemenakely
(
10/08/2009 16:57)
Tsy tokony ajanona @ izay ve ity fifandrangitana sy fifankahalàna ity e? Tsy handroso velively mihintsy isika raha toa izao foana , tsy ho mora ny hanrina izay rehetra simba izay fa tokony hibanjina ny ho avy @ izay
Raha toa ka misy diso ny teniko dia aleo hiverina aty amiko ihany !

répondu par desirelyaime le 13/08/2009 18:23
2. Noue
(
10/08/2009 17:17)
ka zay angamba no maha-olombnelona hany ka mahita faille foana koo ! jamais content ?? ilay izy koa io aloha dia asa raha ho possible oe hijanona ny fanenjehana sy fifanaratsiana , asa re ?? misy tena mafy loha be mahintsiny manko ny mpisera ato eee :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
3. Ahton
(
10/08/2009 17:21)
Tena marina ny voalazanao ry lemena; na iny fanaovana fifampiraharahana tany an-tanin'olona iny dia efa fahafaham-baraka ho antsika. Fa inona no mahazo antsika Malagasy? Mifanaratsy an-toerana sahala amin'ny boka mitanin'andro eto fotsiny no ataontsika mianakavy, nefa tsy misy ho aiza fa samy ho eto gasikara ihany. Fiatrehana ny asa sy ny fanarenana ny zavatra simba no tokony hirosoana. Mampalaelo anie mahita ny fikorontanan'ny tanana sy ny lotony, tena mahamenatra.
4. diloo
(
10/08/2009 17:21)
Miombok'hevitra aminao aho Lemenakely.
Efa nanimpy io hevitra io aho etsy ambany t@'ny ps an'i Noue.
Dia haveriko eto indray.
Misaotra ny 4 mouvances tany Maputo nifanaraka namoaka sy nifanaiky ny marimaritra iraisana .
Ny azo tsoahana, dia indirectement, ho an'ny namana rehetra na ny andaniny, na ny ankilany, dia niaina ny atao hoe ny fifanakalozana ara-demokratika isika rehetra, eny na dia teo ihany aza ny fihetsika misy aloka an-tsaina manoloana ny atao hoe fifanajana mba hisian'ny fihavavana.
Koa samy isika rehetra mifandray tanana, na dia tsy mitovy hevitra aza.
Ny fitsinjovana ny malagasy eran'ny Nosy izao no andrasan-tsika @'ireo mpanao politika tsy ankanavaka. Koa samy mivavaka @'ny Tompo Avo, ho firenena mendrika ny Tanindrazantsika malagasy 18 foko.
Misaotra an'i Atoa Hery nanome sehatra nahafahan'ny mpisera rehetra tsy an-kanavaka naneo ny heviny.
Ny tena nandresy dia ny fitsinjovana ny vahoaka tsy manantsiny sy reraka ny adiadian'ireo mpanao politika.
Ho ela velona anie i Madagasikara.
(l) :-* :wink:

5. Noue
(
10/08/2009 18:12)
efa hitako ilay nolazainao ry diloo a ! dia misaotra eee !
marina aloha io nolazain'lemenakely io saingy na dia nahitana vaha-olana aza ny tany Maputo, hanakana ny sasany @ fanaratsiana sy fanenjehana ve io ?? satria moa misy dia misy ny tsy dakaoro @ fizaran-tseza sns @ fitiavan-tena angamba no hilazana azy ? fa tsy mba ny mahasoa ny rehetra no jerevana ??

6. mathla
(
10/08/2009 18:18)
Noue:
ka zay angamba no maha-olombnelona hany ka mahita faille foana koo ! jamais content ?? ilay izy koa io aloha dia asa raha ho possible oe hijanona ny fanenjehana sy fifanaratsiana , asa re ?? misy tena mafy loha be mahintsiny manko ny mpisera ato eee :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
Ka io toe-tsain'i Noue io mihitsy no tena tsy mampety an'ilay fifamelana: manome tsiny ny hafa ihany. Samy eto amin'ny serasera isika ka samy tokony hijery ny tenany fa tsy hanilika amin'ny hafa hoe misy tena mafy loha sns. Ekena fa mety misy tokoa ny mitazona ny heviny sy tsy manaiky ho resy lahatra ka na ny lanitra tsy hianjera aza dia handaniana andro ny fanohanana azy, kanefa raha ianao no mahatsapa tena fa tokony hisy ny fiovana dia ianao no tokony hiova voalohany.
Ary mazava ny hevitr'ireo namana eo ambony ireo.
7. Noue
(
10/08/2009 18:37)
tsy dia mamaky tsara kosa angamba i matlha ee !!
marina aloha io nolazain'lemenakely io saingy na dia nahitana vaha-olana aza ny tany Maputo, hanakana ny sasany @ fanaratsiana sy fanenjehana ve io ?? satria moa misy dia misy ny tsy dakaoro @ fizaran-tseza sns @ fitiavan-tena angamba no hilazana azy ? fa tsy mba ny mahasoa ny rehetra no jerevana ??
8. mathla
(
10/08/2009 19:28)
[quote=Noue]
tsy dia mamaky tsara kosa angamba i matlha ee !!
Tena mahay mamaky teny sy manoratra tsara mihitsy ny tenanay ka. Fa io hevitra nosoratanao faharoa io dia tao aoarian'ny fanohanan'ny hafa ny hevitra nosokafana. Ka sao dia nahita fa nanohana an'ilay hevitra voalohany ianao vao nanova fomba fiteny? Dia namadika palitao vetivety teo satria tsy nisy nanaraka ilay valin-teny nalefnao voalohany?
Isika toa faly mitsikera ny mpanao politika miovaova hevitra sy mamadika palitao lava kanefa toa isika ihany koa no mamerina ny ataon'izy ireo.....
Hevitra atsidika ihany ny ahy iny fa antsika no mandinika azy.....

9. Noue
(
10/08/2009 19:52)
marina aloha io nolazain'lemenakely io saingy na dia nahitana vaha-olana aza ny tany Maputo, hanakana ny sasany @ fanaratsiana sy fanenjehana ve io ?? satria moa misy dia misy ny tsy dakaoro @ fizaran-tseza sns @ fitiavan-tena angamba no hilazana azy ? fa tsy mba ny mahasoa ny rehetra no jerevana ??
10. essera
(
11/08/2009 06:25)
Marina sad ankasitrahako mits le lohahevitra. Ny olana mantsy d izao :
- Marina fa nisy ny very asa sy ny very fananana
- Nisy koa no nahatsapa ho voan'n tsindry hazolena lavareny
- etc etc ...
Kanefa raha mbola hifanao kibay an'kelika eto isika mianakavy d mbola hitombo avo folo heny ny olana hianjady amintsika ihany.
Mba eritrereto ange ry zalah hoe raha ianareo no teo am toerana nisy an'i Ravalo sy Andry fotsiny, d mino aho fa tena sarotra d sarotra satria tsy maintsy sad mitazona ny hevitra nijoroana am maha lead anao nefa koa tsy maintsy tsy ho tanteraka daholo ny vetsovetso-ponao 100%.
Aoka hilam zama d mba manao oh Tsiliva :
Zoky aaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaa
Frerako ela aaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaa
Akamako elaaaaaaaaa aaaaaaaaaaaaaaaaa
Ok daolo ny akama

11. ravatorano
(
11/08/2009 08:04)
tsy hitanareo ve ireny fifankahitan'i Zafy sy Ratsiraka mivady ireny e !
Izay olona nahita an'iny tamin'ny no comment matv teo akaikiko teo izay dia tena sorena mihitsy hoe kay zalah reto mahay mifamela ohatran'izao fa iretsy mpanaraka azy no tena voa mafy!Ry zareo mifanatsafa tsara,miresaka ampilaminana sy ampahatoniana ary ao anatin'ny korana tokoa!
Ireny no tokony halkaina tahaka na dia nisy aza ny tsy fitovian-kevitra ary izay to fo hono no mapm's ary marina mihitsy ilay tenin i lemenakely hoe aoka zay fa aleo tsika hiaraka hitady vahaolana maharitra ho an'ny fampandrosoana ity firenena ity ry namana isany aaaa !
okay less essera a

12. essera
(
11/08/2009 12:32)
Io ko zalah d zao a, ry zalah mampiseho eo imasonao hoe tsy ankitsitsy fa ao ambadika ao anefa manana fair play gaigy b zalah.
13. lemenakely
(
12/08/2009 04:59)
essera:
Io ko zalah d zao a, ry zalah mampiseho eo imasonao hoe tsy ankitsitsy fa ao ambadika ao anefa manana fair play gaigy b zalah.
Sahala @ ireny tarika mpanao hiragasy 2 mifanandrina , eo imasombahoaka toa mifaneso , nefa ary ambadiky ny sehatra aoka fotsiny mifampikoty mihintsy ny lahy sy ny vavy !
14. desirelyaime
(
12/08/2009 18:46)
Lemenakely
Miaiky ny fahendrenao aho. Misaotra anao nanokatra ny lohahevitra.
Marina tanteraka ny tenin-dRavotorano fa eo imason'ny olona ny mpanao pôlitika mifandramatra fa rehefa izy samy izy "manga ny lanitra". Koa ny antsika eto amin'ny serasera dia ndeha hatao manga ny lanitra na eo imaso na ao ivoho. Izany hoe "tsy misy fihatsaram-belatsihy" fa samy hiara-hitady ny hevitra mahasoa an'i Gasikara.
Samia soava sy hotahin'ny Avo Indrindra.
15. fijo
(
12/08/2009 21:36)
io anie ravato ny ambany ihany no manefa e;sahiko ny milaza eto,fa tsy hoela akory dia i ravalo sy tgv no hiaraka hanohitra andry monja sy roland
16. desirelyaime
(
13/08/2009 18:23)
Mba tsy no takatry ny saiko indray iny ekipa hiara-dalana atsy ho atsy iny ry Fijo.Possible mihitsy izany