Teny diso tsy mba kabary ;)

1. xxx ( 10/01/2006 06:13)
Diso ny fiteny hoe : "fitiavana virtuel". Jereo amin'ny diksionera ny hoe virtuel.

Raha mifankatia amin'olona eto amin'ny internet ianao, dia réel izay fa tsy virtuel. Virtuel izy raha tsy misy akory ilay olona fa anaty logiciels fotsiny. Ohatra hoe tara amin'i Lara Croft.

"fitiavana par correspondance" angamba no metimety kokoa aza.
novalian'i pissoa ny 27/01/2006 07:57
2. majakely ( 10/01/2006 07:30)
mamzelkely
3. Vahinala ( 10/01/2006 08:31)
xxx hummm mety ho marina ihany ny anao ka. :?::roll:
4. mandrindra ( 10/01/2006 09:09)
réel, virtuel, elel daholo no hifarany
5. booboo ( 10/01/2006 09:11)
:-D
6. lapino ( 10/01/2006 09:28)
mandrindra:

réel, virtuel, elel daholo no hifarany


:-D:-D
Ilay virtuel kosa tsy tonga am'zany raha izao e! Raha tsy hoe misy périphérique manokana angaha ny ordi! :lol::lol:
7. mamzelkely ( 10/01/2006 10:09)
majakely< i dadabe ky no mampime ana a ts azoko we inn no mahagaga azy:-D:-D
8. ravatorano ( 10/01/2006 10:15)
mety marina fa tsy mazava loatra fa lajavozavo kle
ny virtuel anie zany amiko toy ny tsy mbola mifankahita eh tssy sary ah fa soaratra fotsiny
fa raha vao misy sary defa tsy virt tsony zany fa efa manakaiky ny réel kle
9. xxx ( 10/01/2006 10:23)
ny ahy aloa d manaiky mihitsy fa ty firesahana sy fakana hevitra eto @ serasera d efa tomber sahady , za, indrindra @ ilay herimiafina iny , sady mampiresaka izy no mahay mamoaka izay , sady hotrany mba tena maro zavatra hay zay izy rehefa monoro hevitra , ka aleo tsorina mihitsy ny marina , tsy fantako ny tarehiny sy ni taonany fa ny miresaka @ d efa hampi tsy hieritreretako ny hafa , hihihihi
10. Vahinala ( 10/01/2006 10:50)
xxx Fa ahoana kosa aloha e, azavao ?

dadabe > fa inn foana aza ty mahagaga e ! :lol:
11. booboo ( 10/01/2006 11:22)
xxx > hihihiihi zany a ?
12. mamzelkely ( 10/01/2006 11:34)
xxx tafita zany herimiafina fa misy olona tia anazy kouu:-D
13. agoago ( 10/01/2006 12:44)
Ary nakaiza ilay Herimiafina? misy mitady anao anie ato e.Misy babony virtuellement, izy anefa toa tsy rééel indray
14. mandrindra ( 10/01/2006 14:41)
lapino angah mbola tsy nandre an'ilay hoe voa an'eritreritra ?
15. pissoa ( 10/01/2006 15:12)
Kalou kou mba ho dihiniko izany Herimiafina izany :-D:-D

Ary feno resaka dadabe kou ato nefa toa tsy hitako akory izay notenenin'i dadabe :roll:
16. Herimiafina ( 10/01/2006 17:23)
Ary voatonona tato ndray ny anarako malalako marina, hehehehe:-D:-D:-D:-D

Tandremo fa zah anie ry zareo ka logiciel fotsiny e, hehehehe=))=))
17. xxx ( 10/01/2006 17:28)
tena tratrako ary ianao zao ry herimiafina fa efa miteny eto himasombahoaka za fa we tia anao d ahoana , anao fitiavana sa ahoana hihihi!
mba hotrany ahoana ary ianao ty ?
18. Herimiafina ( 10/01/2006 17:37)
zah ve ry xxx? Bandy zah klou fa afaka avadika vevavy tampoka njay zah raha izay no tinao, ianao mantsy toa otsan'ny lehilahy zany ny firesakao ny fahitako azy knou. hehehehe:-D:-D
19. xxx ( 10/01/2006 18:30)
sipa za ka , fa angaha ataonao sarindahy indray za !,sur za fa lehilahi ianao ka ! sady mahay manao b raha ny fijeriko anao , ka zay mihitsy ny mahafatifaty za aminao e! sa ahoana ry cheri?
20. hesham ( 10/01/2006 18:39)
hhhhhhhhhhhhhhhhuuuuuuuuuuuuuummmmmmmmmmmmmmmmmmm
kai lety eeee .
Io koa fa misy tratra love @ herimiafina hahahahahaha.
Tena misy hery miafina mintsy ianao ka :-D:-D:-D za mba afeno miaraka aminao any :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1167