Teny diso tsy mba kabary ;)

161. Herimiafina ( 27/01/2006 06:57)
Ao anaty repere ianao kah, fa saingy ao anatin'ny droite des x na droite réelle klé, mbola tsy manana absisse y izany njy dans l'espace z e, de raha ampidirina ny facteur temps de mbola asymptote horizontale y=o njy amin'izao fotoana izao, hehehe=))

Le dans le temps anie ilay hoe misaraka de mitady hafa e, misaraka de avy eo njay mitady hafa, izany hoe mi-varier en fonction du temps ny x na ny y, tsy tadidinjy ve reny analyse taloha ireny e? hehehehehe=))=))
162. pissoa ( 27/01/2006 07:02)
Azoko ilay izy, fa izay indrindra no tsy maha-olana ny mampirafy dans le temps kah, mety mifanaraka hoa izy mtsam izay vao misy an'zany. =))

Ary toa tonga dia nanaovanao analizy iray manontolo mihitsy ny momba anah kle =))=))


163. Herimiafina ( 27/01/2006 07:09)
Ka ratsy daholo na dans le temps na dans l'espace kah. amiko klou de izay e! Satria ny fitiavana de tsy droite fa tena courbe feno points de rebroussement de première espèece sy points d'inflexion, ka amin'ny fotoana t iray omena de mety valeur de x anakiray mifandray amin'ny valeur anakiroa na maromaro y1,y2,....., yn klé, any izay ra-Lahatra klé. hehehehe=))

Ka njy tsinona mila analyser-na kah,=))=))
164. pissoa ( 27/01/2006 07:18)
An3 kah, izaho tsy miteny hoe tsara ny mampirafy dans le temps, fa hoe mba smooth kokoa fotsiny ny fampirafesana amin'iny =))

Fa maninona aho no mila analyser-na =))=))
165. Herimiafina ( 27/01/2006 07:27)
Ratsy ry pissoa refa mampirafy na dans le temps na dans l'espace an.
Njy mila analyser-na satriaizay no tiako de sans discussion, hehehehehe=))=))
166. pissoa ( 27/01/2006 07:33)
Ka tsy izay tsara foana anie no mitranga e! Ary tsy voatery miankina aminao koa ny fampirafesana - indrindra rehefa dans le temps! Dia manaiky no solution tsara indrindra!

Dray dray dray, io i xxx tsy analyser-na raha te hanao analizy fa zah mipetraka tsara ivelan'ny repera aty no andaniana andro eo! =))
167. Herimiafina ( 27/01/2006 07:36)
F'iza no miteny anjy fa tsy efa vitako analizy koa i xxx klé. nareo reto hoa tssss, hehehhehe=))=))
168. pissoa ( 27/01/2006 07:37)
Hmmmm - rapidos be elah izany manao analyse an - rahoviana ary le anah no vita e? =))=))
169. Herimiafina ( 27/01/2006 07:45)
f'angaha misy vita izany! Mitohitohy foana fa ny fotoana hanaovana azy fotsiny no vita, hehehehe=))=))
170. pissoa ( 27/01/2006 07:50)
Koy - ianao aza miteny hoe efa vita analizy i xxx kou! =))
171. Herimiafina ( 27/01/2006 07:53)
Vita analyse 1, fa mbola misy analyse2, 3, 4,..., n. Enao ngaha tsy mahalala ny atao hoe recherhce-action-recherche-action-.......hehehehehe=))=))
172. pissoa ( 27/01/2006 07:57)
=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3635