Teny diso tsy mba kabary ;)

121. lapino ( 20/01/2006 16:02)
Hovelomina amin'ny ahoana àry? =))=))
122. Vahinala ( 20/01/2006 16:05)
Herimafina > Ra za io tsy nanao xxx zany za fa tonga da nasehoako ampahibemaso teto e ! :-D:-D:-D:-D:-D
123. Herimiafina ( 22/01/2006 02:09)
Vahinala, otran'izany koa no notenenin'ilay mpanao xxx akamako izay! hehehehehe=))=))
124. pissoa ( 22/01/2006 08:19)
lapino>
Herimiafina:
xxx, bye bye koa chérie de andana mihintsy klou miasa sao de tsy mahavelona anah eo,
125. Vahinala ( 22/01/2006 11:52)
Herimiafina > Tsy za letsy io an, raha za efa nokoziko anao hatry ny ela mintsy fa za ve hiandry maina eo ! :-D:-D:-D
126. Herimiafina ( 22/01/2006 18:01)
zah anie efa nilaza e! Aza mba tara amin'i Herimiafina izany fa bandy tsy misy ilavana azy iny, jereo ny xxx sasany ato de hitanao hoe manao ahoana i herimiafina, macho fadiranovana mahatsiravina mpampijaly olona dirandoza, hehehehehe=))=))
127. jennifer2 ( 22/01/2006 18:15)
:-D:-D:-D
128. Herimiafina ( 22/01/2006 18:19)
Tsy tokony hisy naufragé volontera izany fa samia manavontena e! hehehehehe:-D:-D
129. Vahinala ( 22/01/2006 20:43)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
130. ari.malala ( 23/01/2006 05:01)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-Dao fa samy miandry velomina zany zahay e, d ekeko indray ny iarahan'i Herimiafina sy xxx d zay mianakavy velominy ao hihihi:-D:-D:-D:-D=))=))
131. xxx ( 23/01/2006 15:28)
an,an b mpanembarsembana koa zahay sy ferimiafina zany a;
132. Herimiafina ( 23/01/2006 19:54)
Aiza ihany ary toi ry xxx klé, efa nataoko ondana roa mihintsy ny ato ampandriana nefa enao ty toa tsy hita akory, hehehehehehe=)):-D
133. jennifer2 ( 23/01/2006 22:56)
:-D:-D:-D:-D
134. ari.malala ( 24/01/2006 04:54)
xxx> za anie ts manembatsembana fa za no efa officielle e, d zay sy Herimiafina sy le zanako hatsangany hovelominjy=))=))=))
135. Herimiafina ( 24/01/2006 05:15)
O ry ari.malala an, fa na de izany aza mba autoriser-o kely hampirafy klou zah sao de lasa niondankena tampoka klé, hehehehehe=))=))
136. ari.malala ( 24/01/2006 06:59)
Herimiafina, ka za aza anie efa hainjiko fa manambady ko njiko v ts hanan nytianjiko e, samy mampirafy nge tsika e, d mety ny tantaar, fa i xxx sao d matin'aretim-po tsy fidiny fa tô saropiaro b ty izy =))=))=))
137. Herimiafina ( 24/01/2006 07:17)
Matiko njy an! Amin'ny maha-Herimiaifna anah de zah ihany no mahazo mampirafy, didy jadona, hehehe=))=))
138. pissoa ( 24/01/2006 07:21)
Kay - =))=))=))
139. ari.malala ( 24/01/2006 10:52)
=))=))=))ka njy na hiafina tahaka ny in aza ts hahita ze ataoko mintsy kooo=))=))=)) d @ maha za no mamelona ko zanyu d ts maints mampirafy ah
140. Herimiafina ( 26/01/2006 03:05)
Ka tsy olana koa ka, refa tsy ampy daozy izay mantsy enao de be menomenona de aleo enao mba ampy daozy any ambadika any klou vao makany amiko, mba hahafahako mampirafy ampiadanana ihany koa. hehehehehe:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6241