Teny diso tsy mba kabary ;)

141. jennifer2 ( 26/01/2006 04:17)
Ary Herimiafina ity toa olona le mpamono vady zany!!!!:wink:
Mitandrema ihany ndry ry ari fa sao tsy mahatanty ampirafesina ny anao lahy!
142. pissoa ( 27/01/2006 05:35)
Angaha tsy novakian'i jenny ilay angano angano ary ary @ "Antson'ny fo" ... tonga dia ampireven'i Herimiafina mihitsy ary rehefa mampirafy kou :-D:-D
143. Herimiafina ( 27/01/2006 05:38)
Izay mihintsy klou e! Efa aboli ny fanandevozana de zah tsy manandevo olona amin'ny fitiavana izany tsony klé, ze reviny any de reviny de zah koa mba manana ny ahy aty amiko aty, hehehehehe=))=))
144. pissoa ( 27/01/2006 05:46)
Ka tokony izany mihitsy anie e, dia izay tsy mahatanty aloha no miala =))=))
145. Herimiafina ( 27/01/2006 05:53)
Ka aleo miala de misesy e! Efa 6 miliara izao ny isan'ny olombelona, sady be ny favy, hehehehehe=))=))
146. pissoa ( 27/01/2006 05:55)
Zay indray fa mivoaka ny antontan'isan-draHerimiafina :-w Efa hoe na be dia be aza ny olombelona favy eto an-tany tsy mampiova ny sandam-pahazakanao sipa favy izany =))=))
147. Herimiafina ( 27/01/2006 05:58)
Ka atao inona ho zaka klou izy e! jerena fotsiny no ilavana azy de izay, raha iarahana de manahirana be fa mila mifaninana amin'ny bandy hafa fa sao de tsy tamana ra-kala de mora azon'ny fankampanahy, hehehehehehe=))=))
148. pissoa ( 27/01/2006 06:03)
Kiiiiiiiii :-D:-D
Ka tsy misy idiran'ny mampirafy izany raha vao izany kou inona no ilana azy =))
149. Herimiafina ( 27/01/2006 06:05)
Efa hoe jerijerena hoa, fa hitetitetika ny hahazaka firy njay aza klé, ny fitaovana aza iray fotsiny knou! hehehehe=))=))
150. pissoa ( 27/01/2006 06:09)
Fa angaha mila fitaovana foana ny fahazakana kle :-w mba andaniana vola fotsiny anie izany e =))=))
151. Herimiafina ( 27/01/2006 06:13)
Fa inona njay? zaka de atao inona? hehehehe=))=))
152. pissoa ( 27/01/2006 06:16)
Hihihi - k'efa we handaniana volaaaa! Ohatra hoe hividianana glasy kah =))=))
153. Herimiafina ( 27/01/2006 06:18)
Dain klé, de raha ividianana glasy de inona no tanjona amin'izany fahaverezambola be izany ry pissoa? hehehehehe=))=))=))=))
154. pissoa ( 27/01/2006 06:22)
Ka amin'izay mba mahazaka betsaka, tsy mila fitaovana kah =))
155. Herimiafina ( 27/01/2006 06:25)
De raha mahazaka betsaka de hatao inona, asaina misa tanimbary sa asaina manetsa? hehehehehe=))=))
156. pissoa ( 27/01/2006 06:30)
Kou i Herimiafina ihany no miady ny hampirafy eo knou! =)) Fa maninona moa raha manetsa, fa raha miasa tanimbary indray mampijaly vehivavy :-D:-D
157. Herimiafina ( 27/01/2006 06:33)
Oadray klé, zah ngaha niteny hoe hampirafy raha tsy hoe misaraka de misolosolo, mampirafy dans le temps izany fa tsy mampirafy dans l'espace e! Hainao ihany io repère iray (o, x, y, z, t) io klé, hehehehe=))=))
Iza taminareo no mbola tsy nampirafy dans le temps, taoko fa tsy misy ato klé, efa nampirafy dans le temps daholo, hehehehehe=))=))=))=))
158. pissoa ( 27/01/2006 06:42)
Way - zah mbola tsy nampiarafy na tao amin'ny (0, x, y, z) na tao amin'ny (0, t) dia ny (0, x, y, z, t) koa izany mazava ho azy. Tokony ampiana iray ny dimension fa sao dia voa mafy zah =))

Herimiafina:
mba hahafahako mampirafy ampiadanana ihany koa. hehehehehe
159. Herimiafina ( 27/01/2006 06:45)
Ka zah anie ry pissoa hampirafy dans le temps no tiako hambara e! Iny tsinona tsy de misy manameloka fa le dans l'espace de tena be ny manameloka sy tsy tia klé.
Ary sao de tsy ao anatin'ilay repera klou enao ry pissoa klé? hehehehehe
160. pissoa ( 27/01/2006 06:51)
Ka he izany izy hoe mampirafy dans l'espace kou, nahoana no tsy ho melohina. Fa raha dans le temps indray efa izy mtsam mihitsy no mifanaraka hoe andao amin'ny izay hampirafy e!

Fa nahoana aho no tsy ao anaty repere?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5756