Teny diso tsy mba kabary ;)

81. Herimiafina ( 13/01/2006 06:26)
Ka i masina mihintsy no tady hanodina izay jo zakako eo knou, hehehehehe:-D:-D
82. pissoa ( 13/01/2006 06:29)
Angaha lehilahy ilay masina? :-D:-D:-D
83. xxx ( 13/01/2006 09:29)
tena manao fananiana mihintsy i hery fa rehefa tsy eo za vao mody mipoitra !, ary iza koa io tady angalatra ny cheri-ako io, bedy an!, any @ nao ny top zany an!
84. Herimiafina ( 14/01/2006 04:07)
xxx, ie, de inona izany no etapy manaraka, lahy sa vavy no tinao? hehehehehe:-D:-D:-D:-D
85. ravakamalala ( 14/01/2006 14:49)
ndryyyyy, mampalahelo ianao herimiafina fa toa nangatsiaka sahady zany fitiavan i xxx anao izany!:^)
86. pissoa ( 14/01/2006 17:09)
Ela loatra kosa i Herimiafina kou :lol:
87. Herimiafina ( 14/01/2006 17:41)
Io mbola matory io izy izao kah, zah efa eto amin'ny ordi sahady fa izy mbola dodo be io, hehehehe=))=))
88. xxx ( 14/01/2006 18:57)
ty ary za ry herimiafina efa miandry etape @zay, ary aza manao zay mahasarom-piaro lesy nareo fa tena tsy mety kosa e! ny ahy aloa ry hery tiako ilay chiffre 6 fa anjaranao no manohy ny ambiny raha sahi tokotrany
89. Vahinala ( 14/01/2006 20:12)
Herimafina > Sao mba ho lasa tantara tsy fijerin'ny ankizy no hiafanaran'ity raharaha ity fa mba valio amzay le olona e ! :-D:-D:-D
90. ravakamalala ( 15/01/2006 10:50)
herimiafina> izy koa tsy ela amin ny zavatra hay an! lucky luke kely mihitsy !!:-D

ari.malala > ie, fantako izy, alazako ndry fa ataovy tsara!:twisted:
91. xxx ( 15/01/2006 17:51)
hitanareo ha tena tsy hita hintsony izy rehefa miakatra keli ny etape!, tena hamoifohy raha izao no mitohy,vahinala a! ,ka efa manao ny impossible anie!
92. Herimiafina ( 15/01/2006 17:58)
Tena impossibla mintsy tokotrany klou le miafina ambadiky ny xxx klé, tsy hitako tsony izao hoe aiza no kendreko fa dia mihanahana eto fotsiny zah hoe aiza ary izany olona miteny izany? hehehehe:-D:-D:-D:-D
93. Vahinala ( 15/01/2006 18:57)
xxx > Ka maninn izy ra halainao any am hafatra mitokana mintsy e, amzay kalam tsara nareo any afaka mikozikozy tsara e ! :-D:-D:-D
94. Herimiafina ( 15/01/2006 19:30)
Mikozikozy fotsiny ve klé, hehehehe:-D:-D
95. vale ( 15/01/2006 21:38)
In doly aza ty resaka an'i Herimiafina ity?8O
96. ari.malala ( 16/01/2006 06:04)
ravakamalala a, iza ary ny anarany omeo indice kely fts za e, fa ra vao marina le teneninjy d henjy tsala @zay za ;)

Herimiafina, narary v ny lohanao niantsipazan'le teniko? ao ary fa sintoniko ndray le teny e

xxx, hihihi, za ts mangalatra ka, nga mo efa nisy resaka we efa anao i Herimiafina? :-D enao aza ts hay na lahy na vavy fa miafina ko! sady enao tô fantoma :-D:-D:-D:-D=))=))=))

ary mba nankaiza wa bedada e :-D
97. pissoa ( 16/01/2006 08:00)
Herimiafina > Fa inona kou? :-D:-D:-D

ari.malala > Efa marary ve i Herimiafina vao mody sintonindry indray le teny! :-D:-D:-D

xxx > kah njy ... sa elah :roll: anie tsy mihaino an'i vahinala mihitsy e!
98. Vahinala ( 16/01/2006 08:38)
Herimiafina > Za ve moa mety mahalala ze ataonareo any ndray e ! :-D:-D:-D:-D

pissoa > :-D:-D:-D:-D
99. ari.malala ( 17/01/2006 13:21)
pissoa, ka efa nsintoniko anie aky le teny fa ts nomeny ndray e :-D:-D:-D:-D

ravakamalala, njy ts ilaina b tatibolana any an! :-D:-D zavatra i xxx ts mety mipotra we iza na iza d mila adalaina kely klou ampitahorina we lasako eo i Herimiafina refa ts hitranga izy=))=))
100. pissoa ( 17/01/2006 18:10)
ari > Hihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4464