Teny diso tsy mba kabary ;)

21. Herimiafina ( 10/01/2006 18:57)
Angaha tsy ianao ihany ry hesham io xxx io a? hehehehehe=))=))
22. Veloo ( 10/01/2006 19:10)
Pissoa pissoa a za resy dia gaga mihitsy ko kle... aza na lasa fantome i dadabe ka ankizy roa ihany nno mahita izay nosoratany :-D:-D:-D:-D
mamzel a njy mahita an'i dadabe mime?8O
i majakely mahita an'i mamzel mime/?8O

eeeeeeee arabaina zany i ra Hery kle tena miafina any ambadibandika any kay ilay izy kle. :-D:-D:-D:-D
23. ravakamalala ( 10/01/2006 19:15)
gay gay gay zany fitoriana fitiavana !!:D
araraoty dieny mora ny karôty!:wink:
24. Herimiafina ( 10/01/2006 19:19)
Aiza zany karaoty zany ry ravaka? hehehehe:-D:-D
25. xxx ( 10/01/2006 21:18)
rehefa tara ndray v ny sipa d atao karoty nefra anie ten,a serieu ny resakay e!; iza faly na iza no rangitra d tsoriko ny ahy we tia any herimiafina za , na hita maso na tsy hita maso izy! je t'aime lesy ry hery a!!
26. Herimiafina ( 10/01/2006 21:21)
Njy tsy karôty kah! Fa iza klou ianao e! Mba teneno eto hoe fa aza miafina!!!!!
27. xxx ( 10/01/2006 21:28)
tsy aleo v atao suspens kely fa b ny mpahita , fa ianao aloa tiako ny fomba firesakao e! , mety olom-patako aza ianao fa tsy mifankahita fotsiny
28. lapino ( 10/01/2006 21:31)
Danzz be ndray izany, fa ilay "miafina" miseho dia ilay miseho indray no miafina! Milay ilay zé ka :wink::-D:-D

Mandrindra > lapino angah mbola tsy nandre an'ilay hoe voa an'eritreritra ?
Voan'ny aza manadino no efa reko! Fa tsy nandalo virtuel :-D:-D
29. xxx ( 10/01/2006 21:42)
efa andro ny fandrosoana akia zao fa aleo mba anao avance kely ny sipa fa sao mba mazaka ny bandy reven'ny tena e! , ka ny ahy aloa efa fantako fa miandry ny top aty @ fotsiny za!, o ry hery a! sipa manja b anie za fa tsy manenina anie ianao e!
30. Herimiafina ( 11/01/2006 01:12)
Ary toa otran'ny efa hitako marina enao klé, andraso hoe klou jereko ny IP-nao hahafantarako hoe iza marina enao io? hehehehehe:-D:-D:-D:-D
31. fijo ( 11/01/2006 04:25)
ireo ry herimiafina mba homeo kely ao an.homeo ireo hilamina fa mibaradaka be
32. pissoa ( 11/01/2006 05:20)
Nareo samy miafina izany reo ry Herimiafina an :-D:-D

Veloo a, gaga anie aho retsy e!
33. Herimiafina ( 11/01/2006 06:04)
xxx chérie, tairo amizay ary fa vonona zah klé!!!! hehehehehe:-D:-D:-D:-D
34. ari.malala ( 11/01/2006 06:39)
aiza ary ze dadabe eo e... sa v tena marina ihany ilay resaka talo ela b ry we matoatoa i dadabe? :-D:-D:-D

Herimiafina arahabaina fa tafita eee, d mahareta hatr@ farany lesy a!! danz b ndray zany fa i Hery atao hoe miafina miahrihary fa le tia anazy miafina an, fa tratra ihany eeeee hehehe :-D:-D:-D
35. pissoa ( 11/01/2006 06:57)
hehehehe:-D:-D:-D:-D

=))=))
36. xxx ( 11/01/2006 07:33)
ary ianao ry herimiafina efa alina b vao mamaly ny teniko ,nefa efa niandry foana za, fa ahoana koa ary zany ! ary tandremo ary tsy ao indray ny alina an !a ce soir lesy ry malala!
37. Vahinala ( 11/01/2006 08:53)
Herimiafina > Kay tena ianao mintsy no andrasan'i xxx ko ! :-*:-*:-*:-D:-D:-D
38. lilbon ( 11/01/2006 13:25)
salii saliii
39. ravakamalala ( 11/01/2006 15:56)
lilbon > ela zany an! taiza foana?

xxx > tsy hoe karoty akory toi fa mba miady rima io dia izay no nametrahako azy tao ka, fa maninn koa moa nefa na karôty aza e! mety lapin anie io herimiafina io e! fa tsy chaud lapin akoy an! lapin tia karôty no teneniko:wink:
40. ravakamalala ( 11/01/2006 15:58)
lilbon > ela zany an! taiza foana?

xxx > tsy hoe karoty akory toi fa mba miady rima io dia izay no nametrahako azy tao ka, fa maninn koa moa nefa na karôty aza e! mety lapin anie io herimiafina io e! fa tsy chaud lapin akoy an! lapin tia karôty no teneniko:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6369