Teny diso tsy mba kabary ;)

61. ari.malala ( 12/01/2006 05:29)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-Dtena raikitra ny fifampitoriana fitiavana ato an... iza ko re no hitoriako fitiavana ato e, maha t hitory fitiavana ko le resaka an... :-D:-D:-D:-D:-D

Herimiafina a, aza mampifilafila re fa refa tia anao le ol d tonga d idiro eeee
62. mamzelkely ( 12/01/2006 06:27)
ka izy kosa anie miafina ambadika xxx de aiza no hain herimiafina ee:roll::-D:-D
63. Vahinala ( 12/01/2006 07:44)
:-D:-D:-D:-D
64. ari.malala ( 12/01/2006 08:02)
ary sô d mila averina kely le herinandro tsisy xxx ahitana we iza daolo ndray le mpanao xxx e:-D:-D:-D:-D
65. Vahinala ( 12/01/2006 08:38)
:-D:-D:-D:-D
66. ari.malala ( 12/01/2006 11:15)
hi, k ozay t hahalala we iza io tia an'i herimiafina io kouuu:-D:-D:-D:-D:-D hay ary nahita ol itoriana fitiavana ah fa ndraso klou hipotr aizy d teneniko kle
67. lilbon ( 12/01/2006 12:22)
ary ato misy fitoriana fitiavana an !
mazotoa e!
ravakamalalla> zay njay vao hita e somary nanao ninja raima klou
68. pissoa ( 12/01/2006 14:07)
Iza izany ry ari? :-D:-D
69. xxx ( 12/01/2006 15:09)
ka jerevanareo anie e! fa tsy asiany sira mihitsy reto a!, tsy afaka mankaiza fa tsy misy mpitia e! , tsy maintsy ihinana fanafody raha izao no mitohy!
70. ravakamalala ( 12/01/2006 15:33)
:wink:ari.malala > alazako fa mitady hadiditra an!!
71. Herimiafina ( 13/01/2006 02:30)
ari.malala, ngah moa ndroky tsy efa bevohoka? :-D:-D
ravakamalala, ka zah anie efa eto foan afa i xxx mintsy no tsy manome tôp e, hoe inona no etapy manaraka?
zah tsy mampifilafila kah sady tsy manda fanomezana, hehehehehe:-D:-D
72. ari.malala ( 13/01/2006 05:26)
pissoa, ndraso klou izy hipotra eo d hitanareo e ;)

ravakamalala, hihihi, halazandry @ iza ony za? hihih, fantatr'indry nga? ;)

Herimiafina, hihihi, ko ra bevohoka nga d tsa afaka mitia tsony? ko ra enao ko le izy ary d aôna e sahy sa tsy sahy ary enao? :-D:-D:-D:-D

ô ry xxx a, io izy io anie fa enao kosa ony tsy manome top anazy we in daolo ny etapy e!! ko ra lasa tia ana ndray izy d aôna fa za zao io sady mipotra no direkta koa? hihihi:-D:-D:-D:-D:-D:-D
73. pissoa ( 13/01/2006 05:55)
ari ah, dia tantarao ihany retsy avy eo fa sao dia hanaraka ny ataon-dry koa zah a :°)
Ary njy izany koa toa ohatran'ny manipy teny @ Herimiafina? :-D:-D

74. Herimiafina ( 13/01/2006 06:06)
Eny marina klé. otran'ny nisy teny natsipy tamiko izany vao teo, narary mintsy ny lohako nianjerany, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
75. mamzelkely ( 13/01/2006 06:07)
de mbola miampy ihany ny sipa tia an herimiafina zany aaa eo mihetsika enao fa inn ary ty ry herimiafina:wink::-D:-D
76. pissoa ( 13/01/2006 06:08)
Hihihi - dia raha mbola anipazako teny koa izany izao i Herimiafina dia entina any amin'ny dokotera mihitsy :-D:-D:-D
77. Herimiafina ( 13/01/2006 06:11)
Tsy koi izany kah, efa niteny tamiko ny masina fa zah hono tsy zakana sipa tokana izany, hehehe:-D:-D
78. pissoa ( 13/01/2006 06:15)
Jejo zany rah bandy :-D:-D:-D
79. Herimiafina ( 13/01/2006 06:17)
Ny masina ve no lazainao fa jejo?hehehehe:-D:-D:-D
Fa mbola nampiany hoe izay sipa zakako koa tokony ho zakana bandy hafa marobe, hehehehe:-D:-D

De tsy raharahako fa zah manana saka maro hafa azo karavasiana.
80. pissoa ( 13/01/2006 06:24)
Enao sy ny masina mihitsy samy jejo :-D:-D
Fa zah tsy te hanipy teny any aminao tampoka fa tsy miady amiko ny voalazan'ny masina-nao :-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6886