Teny diso tsy mba kabary ;)

101. Herimiafina ( 18/01/2006 04:25)
Niova hevitra ngamba i ra-xxx klé, hitany fa be dia be ny adva ato, hehehehehe:-D:-D
Zah nefa otran'ny tady tara amin'azy zany njay klé.
102. ari.malala ( 18/01/2006 07:16)
:-D:-D ka enao tara fa efa niova hevitra izy kouuu!!! eto @nay eto ihany no mety @nao Herimiafina aaaaaaaaaaa:-D:-D
103. lilbon ( 18/01/2006 07:39)
hehehe ! ry zalahy mpi adva kle :P:P:P
104. pissoa ( 18/01/2006 10:09)
Herimiafina an, taitra izy tsy mba taitra koa taitra irery vao we :-w:-w

Faly ery kou i kala ari amin'zay :-D:-D:-D:-D
105. ari.malala ( 19/01/2006 12:07)
hihihi, ko taitra rery v vao we wawawa eeee hehehe:-D:-D:-D:-D:-D:-D
106. Herimiafina ( 19/01/2006 12:11)
Ka zah koa variana laozako mijery anareo knou, aleo klou tsy hanao importation refa mbola misy ny consommation locale e! hehehhehehehe:-D:-D:-D:-D
107. xxx ( 19/01/2006 12:43)
hay ii, inona koa ary ty ry herimiafina , mandainga ry zareo fa za tara foana e! bye cheri fa mbola hiasa e! bisous!
108. Vahinala ( 19/01/2006 12:44)
Aleo zay mbo hanao spécta sisa e ! :-D:-D:-D:-D
109. Herimiafina ( 19/01/2006 12:48)
xxx, bye bye koa chérie de andana mihintsy klou miasa sao de tsy mahavelona anah eo, :* hehehehe:-D:-D

Vahinala: Ngo de toi ary le manao xxx io klé? hehe:-D:-D
110. pissoa ( 19/01/2006 13:13)
Hihihi - hay ve i Herimiafina ity bandy miandry velomina otran'zany e :-D:-D
111. Herimiafina ( 19/01/2006 13:50)
Ka izy ary andeha hiasa knou, zah mantsy kamolahy be de vao maika reveko be i xxx raha hahafahako manapatra ny hakamoko, gigolo, hehehehe:-D:-D:-D:-D
112. pissoa ( 19/01/2006 13:58)
Congrat njy xxx fa mifanaraka tsara mihitsy njy sy Herimiafina an :-*:-*

Fa raha izaho aloha i xxx rehefa zakako eo dia avelako ho matin'ny hanohanana ao rehefa tsy hiasa e =))
113. Herimiafina ( 19/01/2006 14:45)
De mifindra monina any ankafa njay fa inona moa ny olana, sipa be dia be mameno tanàna ireo koa tsy hizy ve mba zoko hanamparana ny hakamoako na iray aza, hehehehe=))=))
114. pissoa ( 19/01/2006 14:56)
Hihihi - sady i ari koa leity otran'ny efa miasa ah :-$ =))
ari :-*:-D:-D
115. ari.malala ( 20/01/2006 05:03)
:-D:-D:-D:-D:-D:-Die, efa miasa sady efa bevoka ka lery mila zanaka, zany anie no antony nitenenako anazy e :-D:-D:-D sa aôna Herimiafina? Tsy mila misahirana tsony anie toi fa efa tonga d 2 ny znak'i toi e =))=))=))=))=))
116. Herimiafina ( 20/01/2006 05:10)
Ary tena interressant marina izany klé, tsy mila miaritory lava manisa andro sy manamboatra fa tonga de roa be izao, tonga de bonne be zany fa raikitra.

Kanefa anie ry ari toa telo be izao kay klé? Sady le iray voalohany sûr zah fa efa zokiko klé, le divanao io teneniko io an, hehehehehe=))=))
117. pissoa ( 20/01/2006 06:59)
ari> Hihihi =))

Herimiafina> Hihihi - toa matawatra =))
118. xxx ( 20/01/2006 10:18)
aza atao anizany kosa e! za anie mbola tsy mananjanaka fa saika t@ herimiafina za no anao e! fa za koa aloa tsy razokiny b an , fa mbola ao tsara e! , aleo rariva indray miresaka e! veloma ry cheri an ! mon amour,bye
119. ari.malala ( 20/01/2006 11:32)
Herimiafina, hay v mbola halainao hovelomina ko lery e, ary enao zany tsara fanahy an, ary tena horaiketiko ity tantara ity ra zany kle :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D le diva lesy cool be a, azo resahina moramora lery ka! d mba nareo mitsam anie miara mamelona anay 3 mianaka e =))=)) sa tsy mety?

D miala tsiny @nao aho ry xxx fa za no nanana tombony fa za tsinona efa manan-janaka kouuu!!!!!!! :^):^):-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
120. pissoa ( 20/01/2006 15:59)
ari, k'efa we izy ary miandry ho velomin-dry kou, sao diso fanantenana any njy an :-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2113