Teny diso tsy mba kabary ;)

41. lapino ( 11/01/2006 15:58)
ravakamalala:
mety lapin anie io herimiafina io e! fa tsy chaud lapin akoy an! lapin tia karôty no teneniko:wink:

Tandremo fotsiny sao mifangaro :wink:
42. ravakamalala ( 11/01/2006 16:00)
lilbon > ela zany an! taiza foana?

xxx > tsy hoe karoty akory toi fa mba miady rima io dia izay no nametrahako azy tao ka, fa maninn koa moa nefa na karôty aza e! mety lapin anie io herimiafina io e! fa tsy chaud lapin akoy an! lapin tia karôty no teneniko:wink:
43. Herimiafina ( 11/01/2006 16:01)
Tandremo marina klé! Ary Lapino marina ve tsy interessé amin'i xxx klou e? Manja anie lty io e! hehehehehe:-D:-D
44. lapino ( 11/01/2006 16:03)
Reveo rangah fa nareo no reveny e! :)
45. ravakamalala ( 11/01/2006 16:03)
fomba avy aiza ndray ry herimiafina ity manda fanomezana ity? izy aza efa mitolo tena koa akifikifikao indray, mampifilafila an, :°)
46. Herimiafina ( 11/01/2006 16:20)
Ka izy tsinona tsy fantatro knou, iza no mahalala raha kofboay io klé, hehehehe:-D:-D:-D:-D
47. ravakamalala ( 11/01/2006 16:25)
nareo kosa e!
za aza mba misy mpitia ohatran izao , adraisy, tsy ialako ty serasera ty fa ataoko mahalala ny anarako.:D
48. xxx ( 11/01/2006 16:26)
tena tiko be hoa i ravakamalala ry zareo an, hehehe:-D:-D
49. ravakamalala ( 11/01/2006 16:29)
tsy hiala eto aho androany!! nipoaka zay ny disque dur n ilay solosaina matoa aho tsy hita eto ntsony,
za koa tia anao... sa indry:{:{
50. Vahinala ( 11/01/2006 16:32)
Le olona ange ry Herimiafina efa sasatra ery mitady anao e ! :-*:-*
51. pissoa ( 11/01/2006 16:34)
sao dia i Herimiafina sy ravakamalala ihany ary ireo mifampitory fitiavana ireo? :roll::roll:
52. Herimiafina ( 11/01/2006 16:36)
Zah aza efa ito mitono tena otran'ny lolo fotsy ito knou, mbola tedavina indray, hehehehe:-D:-D:-D:-D

pissoa: possibla marina, mety ho izay tokoa ve?:-D:-D
53. pissoa ( 11/01/2006 16:38)
Hihihi - zah indray ony no anontaniany fa tsy i ravaka! :-D:-D
54. xxx ( 11/01/2006 17:41)
aiza aminizay ianao ry herimiafina fa efa tonga avy niasa za zao , ka efa libre ny miresaka @toi ry cheri!, ary sarom-piaro za fa toa mampiresaka any ravaka , lapino... , ianao , efa anahako anie ianao e!, i ravaka efa any dadabe koa !
55. Vahinala ( 11/01/2006 18:32)
Fa iza no an'iza dia iza no miandry an'iza e ! Hay ve lasa nivadika izany indray ny hiafaran'ilay dinika e !
56. ravakamalala ( 11/01/2006 19:34)
pissoa >:-D:-D za tsy mila manao xxx raha hitory fitiavana ka! zavatra tsara be zany ve akia hiafenako, ny zavatra mahamenatra no iafenana mabadiky ny xxx. Sa mahamenatra ny mitia an i herimiafina? :-D:-D
57. Veloo ( 11/01/2006 20:00)
mameno resaka fotsiny zany kle :°):°)
58. xxx ( 11/01/2006 20:12)
tsy mahamenatra ny mitia any herimiafina fa izy tsy miraika @ko d lasa matahotra za, jerevo fa efa miandry azy za fa tsy misy valiny , marina e, herimiafina koooo!!!
59. Vahinala ( 11/01/2006 20:26)
xxx > Raha za ianao d andefasana hafatra manokana mintsy izy raha tena izy no tadiavinao mafy e ! :-D
60. pissoa ( 12/01/2006 05:23)
Eny wa ry Vahinala! :-D
Veloo :°)
ravakamalala > :-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1962