hevitra
1. vivi
(
13/01/2006 18:25)
mba omeonareo hevitra e!, ahoana ny ahatonga vhv iray tsy hisaina lhl 1 intsony ary hanadino azt tateraka fa leo ny misaina any lery za , na mahita bandy hafa za d mbola izy foana no tiako nefa tsapako fa mananraraotra ny fitiavako izy,izy nefa tia vhv b, ka ny tiako d ny hiala @ ,
novalian'i fijo ny 19/01/2006 21:11
2. fijo
(
13/01/2006 19:29)
vivi an,miaraha aloha amin'olonkafa,fa afaka miandalana io.tsy afaka eo no ho eo io,fa mila fotoana
3. Veloo
(
13/01/2006 19:41)
ataovy occupe ny eritreritr'injy, miasa etc.... dia io lazain'i fijo io ko ka.. tsy ho afaka eo eo zany...
Fijo mantsy efa expert :-D:-D:-D
Fijo mantsy efa expert :-D:-D:-D
4. Vahinala
(
13/01/2006 21:23)
vivi > Sarotsarotra izany indrindra raha toa ndry ka tena tia azy, nefa aza kivy fa manaova zavatra mety hahavariana ny saindry foana aloha, mandehana mivoaka mandehandeha sns, miaraka amin'ny namana na mamonjy fety ohatra, dia ho hitandry fa adinondry hoazy eny foana izy fa tsy dans l'immédiat akory. Manandrama koa miaraka amin'olonkafa ihany fa tsy maintsy misy mba tiandry sy manintona andry ihany ny lehilahy hafa, dia afaka tsikelikely eny io rehefa variana amin'ny fiainandry vaovao indry. Mahereza an !
5. diamondra27
(
13/01/2006 23:15)
tadiavo ze défaut tsy itiavanjy azy de ny iafarany lasa resy lahatra njy tsy ho tianjy izy. Tanisao hoe inona daholo ny toetra tsy tiko aminy na fihetsiny, fa raha mbola le zavatra itiavandry azy foana no ao antsaindry de tsy afaka io, fa io atorokao io tena vetivety
6. Herimiafina
(
14/01/2006 06:05)
vivi an, mbola tsy adinonjy foana angaha i nedala? Tongava aty amiko de anaovako grattin de pomme de terre njy de salade de fruit Herimiafina favy be de adinonjy ho azy eo i nedal, mba kôzy e, andramo anie fa tsy hanenina njy e! :-*:-*
7. vivi
(
14/01/2006 10:49)
misy namako koa anie ry herimiafina , milaza we mihinana sakafo betsaka e, zao e, eeee;tsy miditra mihintsy ;nefa anie zao efa 2006 mbola film taloa foana ny ao antsaina , za koa anie mbola tafidira ao @ piege foana e! ohatra t@ 31dec 1,2 janv tany @ko foana lery d hotrany we tia hay izy ity, mety olona malala fomba fotsiny , ka hafangaroko ny olona amoureu sy mahalala fomba d tsy mety e!, tsara fanahy izy fa tsy mety tsy tia akory!
8. Fantara
(
14/01/2006 13:29)
Hitanao, tsis mafy tsy laitra n'ny zoto ary valala tsy azo raha tsy handrian'ilika, donc mila scarifice ianao ref misy tanjona tsara. Lhl ef mampijaly elao, de mivavaha mafy fa hain'Andriamanitra ny mampionona anao e! Matokia azy
9. ravakamalala
(
14/01/2006 14:43)
vady aloha sa sipa e! raha vady mantsy dia tsisy fika fa tsy maintsy miafy dia mitady vahaolana ao! fa raha sipa dia eritrereto foana ny ratsy nataony andry , dia mendrika izany ve indry? fa izy no iza leaza?:evil::evil:
10. Veloo
(
15/01/2006 02:38)
dain ko hery motika fona ny ady eo,
vivi a laingany retsy zany a aza misakafo be zany tssssss ho simba eo ny fahatsaran-tarehy-njy aza mba manao matavy zany kanjony.. zao mantsy no lazaiko an;izany a mora antitra be ny manatavy tena za aky aty mahita betsaka mihtsy a tena simba mihitsy ny maha kala an'ny ankizy aty tena betsaka ry zareo aty..zavatra hafa atao fa aza manatavy tena zany :wink:

11. Herimiafina
(
15/01/2006 18:18)
O ry Veloo an, Jôba kely matavitavy kely mahafatifaty any aminareo ireny koa lazaina fa simba, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
12. vivi
(
15/01/2006 20:58)
marina koa aloa ny any veloo ka ! hataony baolina eo fotsiny satria boribory !
13. Veloo
(
15/01/2006 23:39)
vivi :-*:-*:-*:-*:-* njy mila tandrovana ny futur retsy o?
o ry hery a tsy tsara wa... mora tonga ny aretina aky a mba serieux anie zany e mba miteny ihany aho..:roll::roll::roll:
o ry hery a tsy tsara wa... mora tonga ny aretina aky a mba serieux anie zany e mba miteny ihany aho..:roll::roll::roll:
14. Veloo
(
15/01/2006 23:42)
saika adiniko ity.. tsy oe mahy kely otran'ny tola katsaka anie zany ry hery a fa antoniny.. misy nofo tsara.. mila mahay mi-balancer ny poids knou ny anareo rehefa miteny a manahy tena dia tola katsaka :roll::roll::roll:
16. lilbon
(
16/01/2006 10:51)
vivi> tsy de ilaina firy akia ny manadino.refa tofoka indry an de ho tofoka ihany !
refa mbola tia de mba araraoty aloha.ny fitiavana no lehibe indrindra izany we izay tia no mahazo tombony fa izay tsy tia no maty antoka
refa mbola tia de mba araraoty aloha.ny fitiavana no lehibe indrindra izany we izay tia no mahazo tombony fa izay tsy tia no maty antoka
17. vale
(
16/01/2006 15:36)
vivi:
mba omeonareo hevitra e!, ahoana ny ahatonga vhv iray tsy hisaina lhl 1 intsony ary hanadino azt tateraka fa leo ny misaina any lery za , na mahita bandy hafa za d mbola izy foana no tiako nefa tsapako fa mananraraotra ny fitiavako izy,izy nefa tia vhv b, ka ny tiako d ny hiala @ ,
:roll::roll::roll::?:
18. vivi
(
16/01/2006 17:12)
sa kosa ve reto, zaymaharitra no vadin'andriana , sa ahoana !za koa aloa s
19. Herimiafina
(
16/01/2006 17:17)
Taraiky eo njy raha maharitra be loatra eo, efa hoe tsy alaonjy miara manala azy aminah aty? :roll::roll: